GASY Animal Aid - GAA

GASY Animal Aid - GAA Promouvoir la protection, le sauvetage et la lutte contre toute forme de maltraitance animale 🎗️🐾💙

"Gasy Animal Aid" est une association à but non lucratif luttant en faveur des animaux par le biais de la promotion de la protection, du sauvetage et de l'assistance aux animaux en situation de détresse, de maltraitance ou d'abandon. Notre mission est dédiée au jour où tous les êtres vivants seront traités avec compassion et amour.

Marobe izahay ato mbola miandry fianakaviana Partagez svpAlika lahy , vavyEfa vositra daolo ( stérilisée,  castré)Tsy am...
02/05/2026

Marobe izahay ato mbola miandry fianakaviana
Partagez svp
Alika lahy , vavy
Efa vositra daolo ( stérilisée, castré)
Tsy amidy
Fa Omena fotsiny misy fepetra

Misy mpivarotra anireto ve manaraka anay ato?
30/04/2026

Misy mpivarotra anireto ve manaraka anay ato?

30/04/2026

Miarahaba tompoko
Efa nanome vilia marobe marraine iray tato
Fa mbola tsy ampy 30 isa ny viliantsika
Mba mangataka amintsika zay afaka mividy tompoko
Ao amini commentaire ny sariny
Mankasitraka antsika sahady tompko

📌 MVola: 034 70 375 89 (Association Gasy Animal Aid)
📌 Airtel Money: 033 33 375 89 (Association Gasy Animal Aid)
📌 Orange Money: 032 66 376 37
(TOLOJANAHARY Mirana Maëlys) [notre deuxième trésorière]
https://paypal.me/gasyanimalaid

28/04/2026

Mitady chauffeur mahay tsara
Androany
karama 40 000ar

Mitady famille d'accueil ty pota kelinay ty o🥰Vavy déjà stérilisé
23/04/2026

Mitady famille d'accueil ty pota kelinay ty o🥰
Vavy déjà stérilisé

Miarahaba ny Mpikambana rehetra ,Nalain-tsika izy voadona ny fiara teny AnalakelyMila fitsaboana maika izy ,voadona ny b...
19/04/2026

Miarahaba ny Mpikambana rehetra ,
Nalain-tsika izy voadona ny fiara teny Analakely
Mila fitsaboana maika izy ,voadona ny bassin tsy afaka mitsangana izy.
Mitady Marraine afaka iantoka azy fa tena sahirana izahay😢
Raha misy maniry anampy am fitsaboina sy sakafo :
📌 MVola: 034 70 375 89 (Association Gasy Animal Aid)
📌 Airtel Money: 033 33 375 89 (Association Gasy Animal Aid)
📌 Orange Money: 032 66 376 37
(TOLOJANAHARY Mirana Maëlys) [notre deuxième trésorière]
https://paypal.me/gasyanimalaid

Efa teo fa tsy hitanay izySao misy mahita azy
16/04/2026

Efa teo fa tsy hitanay izy
Sao misy mahita azy

13/04/2026

Lahy
Castré
Vacciné
Mitady fianakaviana
Partagez SVP

Signalement urgent 🚨🚨 Misy afaka manampy am fitsaboina ve tsika ato misy afaka miantoka azy ve??😢😭marary mafy izy nisy n...
04/04/2026

Signalement urgent 🚨🚨
Misy afaka manampy am fitsaboina ve tsika ato misy afaka miantoka azy ve??😢😭marary mafy izy nisy nidaroka ,martara masony sy orina,lena ny orana 😢
Raisiko izy ra mba misy afaka manampy,mila fiara ihany ko itondrana azy Alasora🙏
__________

Mis a jour. Efa nentina vétérinaire tompko
Misakfo kely izy

Mankasitraka antsika nanampy rehetra tompoko

📌 MVola 034 70 375 89 (Association Gasy Animal Aid)
📌 Airtel Money: 033 33 375 89 (Association Gasy Animal Aid)
📌 Orange Money: 032 66 376 37
(TOLOJANAHARY Mirana Maëlys) [notre deuxième trésorière]

Miarahaba Niaona tamini minisitra misahana ny fiompina ny collectif des Association miaro ny zoni biby eto Madagascar Na...
03/04/2026

Miarahaba
Niaona tamini minisitra misahana ny fiompina ny collectif des Association miaro ny zoni biby eto Madagascar
Nanome sosokevitra ny ministre ny fikambanana mba entina hanatsarana ny finainani biby indrindra ny alika sy entina hanafoanana tsikelikely ny famonoana faobe vokatry ny fiparitahani haromontana.
Nankasitraka ny ezaka ataony fikambanana rehtra ny minisitra ary nanome toky fa hanao zay azony atao hanohanana izany ezaka izany
Izahay eto amini GASY Animal Aid - GAA de maneho fankasitrahana ny ministre tamini zao fiaonana izao satria efa dingana goavana ho ani biby izao
🐾🐾🐾🐾

bonjour daholo,Mitady famille d'accueil bouboune saka lahy, omena fotsiny ho an'izay tena Tia ihany.Marihana fa tsy afak...
03/04/2026

bonjour daholo,
Mitady famille d'accueil bouboune saka lahy, omena fotsiny ho an'izay tena Tia ihany.Marihana fa tsy afaka miaraka miaina am saka hafa izy fa olona ihany no tiny,tia câlin bé izy ;averiko ndray"TSY AFAKA MIARAKA MIAINA AM SAKA HAFA"na saka lahy na vavy,efa nahafaty saka 4 izy tsy tia saka hafa mihintsy izy
mp pour plus d'informations☺️

Flocon adopté Merci beaucoup pour lui 🐾🐾🐾🍀☘️------------------------------Raha maniry hanampy ny fikarakarana ireo biby ...
01/04/2026

Flocon adopté
Merci beaucoup pour lui 🐾🐾🐾🍀☘️
------------------------------
Raha maniry hanampy ny fikarakarana ireo biby ato amini refuge GAA ( sakafo, fitsaboana, ...) dia ireto no ahafahana manao izany, na aterina mivantana eny amini refuge tompoko: 📌 MVola: 034 70 375 89 (Association Gasy Animal Aid)
📌 Airtel Money: 033 33 375 89 (Association Gasy Animal Aid)
📌 Orange Money: 032 66 376 37
(TOLOJANAHARY Mirana Maëlys) [notre deuxième trésorière]
https://paypal.me/gasyanimalaid

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GASY Animal Aid - GAA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to GASY Animal Aid - GAA:

Share