Bitro Land

Bitro Land ��Manampy ireo izay lina amin'ny tontolon'ny bitro �

Tsidio ihany koa izahay : https://linktr.ee/bitroland

Joyeuses Pâques daholo o ! 🥰
17/04/2022

Joyeuses Pâques daholo o ! 🥰

Fetin'ny lainga hono androany 🧐😂
01/04/2022

Fetin'ny lainga hono androany 🧐😂



𝓙𝓸𝓾𝓻𝓷𝓮́𝓮 𝓶𝓸𝓷𝓭𝓲𝓪𝓵𝓮 𝓭𝓾 𝓻𝓮𝓬𝔂𝓬𝓵𝓪𝓰𝓮Andao isika iara ientana mba ampiasa indray ireo akora mbola azo ampiasaina na dia amin'ny...
18/03/2022

𝓙𝓸𝓾𝓻𝓷𝓮́𝓮 𝓶𝓸𝓷𝓭𝓲𝓪𝓵𝓮 𝓭𝓾 𝓻𝓮𝓬𝔂𝓬𝓵𝓪𝓰𝓮

Andao isika iara ientana mba ampiasa indray ireo akora mbola azo ampiasaina na dia amin'ny zavatra hafa aza 😃

Ireto fitoeram-boninkazo amin'ny sary ireto izao ohatra azontsika atao ao an trano.

✅Pot original sady stylé satria afaka ampiaingonao araka izay tinao anaovana azy
✅Sady mitsitsitsy isika satria tsy mila mividy pot vaovao intsony
✅Sady miaro ny tontolontsika

16/03/2022

🤔 𝐀𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐦𝐛𝐚 𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐠𝐞𝐳𝐚 𝐛𝐢𝐭𝐫𝐨 𝐚𝐢𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 ? 🤔

Aza mikorapaka,
Mitovitovy amin'ny lanjan'ny ray amandreniny ihany no ho tratrany. Mety hoe miampy na latsaka 500g.
Hafa tsy hoe ampitavezina, zay ndray zavatra hafa 😅

Na vilona fotsiny ara no sakafo omenao azy isan'andro dia ho tratrany eo foana io lanjany io 😌

𝐊𝐚 𝐢𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐨 𝐭𝐨𝐤𝐨𝐧𝐲 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐧𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐳𝐚 ?
Tsisy formule magique 😅

🔶Ataovy ara dalàna ny sakafony dia ny rano tsy adino

🔶Ataovy ara potoana ny fitsabona, indrindra ny fiarovana azy amin'ny "coccidiose"

🔶Tandrovy hatrany ny fahadiovan'ny tranony

⁉️ 𝐅𝐚𝐝𝐢𝐨 𝐤𝐨𝐬𝐚 :
⛔Mampanaraka aloha loatra ny bitro
⛔Manome sakafo misy menaka
⛔Manovanova ny ora fisakafoanany

👉 Mba ahitsio raha misy diso ny zavatra voalazanay 😅

Bonne semaine jiaby o 🤗❤️
14/03/2022

Bonne semaine jiaby o 🤗❤️

𝘼𝙛𝙖𝙠𝙖 𝙤𝙢𝙚𝙣𝙖 𝙫𝙤𝙖𝙣𝙠𝙖𝙯𝙤 𝙫𝙚 𝙣𝙮 𝙗𝙞𝙩𝙧𝙤 ? 🤔Ahitana voankazo isan karazany amin'izao vaninandro izao :DOhatra hoe ny poma, kaki,...
09/03/2022

𝘼𝙛𝙖𝙠𝙖 𝙤𝙢𝙚𝙣𝙖 𝙫𝙤𝙖𝙣𝙠𝙖𝙯𝙤 𝙫𝙚 𝙣𝙮 𝙗𝙞𝙩𝙧𝙤 ? 🤔

Ahitana voankazo isan karazany amin'izao vaninandro izao :D
Ohatra hoe ny poma, kaki, akondro, volaboka sns.

Ny fanaonay aloha dia :
🔹tsy manary hoditra voankazo fa ahazina lay izy.
🔹Rehefa maina dia omena azy ireo.

Misy kosa anefa ireo voankazo tsy tsara omena ny bitro toy ny zavoka, paiso, pibasy, sns.

👉Inona no sakafo omenao ny bitronao ? Mba lazao anay hoe 😃

[ 𝐉𝐨𝐮𝐫𝐧𝐞́𝐞 𝐢𝐧𝐭𝐞𝐫𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐟𝐞𝐦𝐦𝐞 ]Faly miarahaba ny vehivavy rehetra izahay ato amin'ny   amin'izao andro natokana ...
08/03/2022

[ 𝐉𝐨𝐮𝐫𝐧𝐞́𝐞 𝐢𝐧𝐭𝐞𝐫𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐟𝐞𝐦𝐦𝐞 ]

Faly miarahaba ny vehivavy rehetra izahay ato amin'ny amin'izao andro natokana ho anareo izao 🥰🥰

04/03/2022

Misaotra antsika rehetra izay nanjifa tato aminay 💛💚🧡🤎

𝐌𝐛𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚𝐨 𝐯𝐞 𝐧𝐲 𝐠é𝐚𝐧𝐭 𝐝𝐞𝐬 𝐟𝐥𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐬 𝐟𝐫𝐚𝐧ç𝐚𝐢𝐬 𝐧𝐚 𝐤𝐨𝐚 𝐡𝐨𝐞 𝐆𝐅 ? 🤔 Anisan'ny bitro lehibe indrindra eran-tany ny géant ...
03/03/2022

𝐌𝐛𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚𝐨 𝐯𝐞 𝐧𝐲 𝐠é𝐚𝐧𝐭 𝐝𝐞𝐬 𝐟𝐥𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐬 𝐟𝐫𝐚𝐧ç𝐚𝐢𝐬 𝐧𝐚 𝐤𝐨𝐚 𝐡𝐨𝐞 𝐆𝐅 ? 🤔

Anisan'ny bitro lehibe indrindra eran-tany ny géant des flandres. Sady iray amin’ireo bitro be mpitia indrindra eto Madagasikara.

Bdb ireo olona mivarotra azy. Nefa aoka isika ho mailo ❗

✅Ny lanjany dia mety hahatratra 10 kg fa amin'ny ankapobeny dia eo anelanelan'ny 6,5 ka hatramin'ny 8 kg 🤯
Mitombo 1kg isam bolana izy

✅Ny lokony aloha tsisy bi color zany mihitsy fa gris na fotsy ranoray.

✅Sofina lehibe, matevina, mirefy 18 cm farafahakeliny

💡Anisan'ny antony mahatonga ny tena GF ho lafo dia noho izy feno 9 volana na erintaona akory aza vao afaka ampanarahina. Vinavinao amin'izany ny fandaniana, ny nividianana azy sy ny fikarakarana azy alohan ny haterahiny.

👉 Lazao anay ao amin'ny commentaire ny zavatra hafa fantatrao momba ireo géant des flandres français.

✨ 𝓗𝓮𝓵𝓵𝓸 𝓜𝓪𝓻𝓼 !!Arabaina daholo ianareo izay manana tsingerintaona amin'ity volana ity🥳
01/03/2022

✨ 𝓗𝓮𝓵𝓵𝓸 𝓜𝓪𝓻𝓼 !!

Arabaina daholo ianareo izay manana tsingerintaona amin'ity volana ity🥳

27/02/2022

🤔𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐤𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨 𝐯𝐞 𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐤𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐛𝐢𝐭𝐫𝐨 ? 🤔

Aleo ny vidéo no anambara azy 😆

❗ Fa araka ny nolazaiko hoe samy manana ny toetrany ny biby, ohatra antsika olombelona ihany 🤭

👉 Ary ianao, inona no hevitrao ?

😆

Address

Amboropotsy Talatamaty
Antananarivo
105

Telephone

+261332014967

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bitro Land posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Bitro Land:

Share

Category