22/08/2026
๐ ๐ฎ๐ป๐ธ๐ฎ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐บ๐ฝ๐ฎ๐บ๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฅน
Te hisaotra sy hirary soa ho anareo mpiompy sy mpamboly fotsiny izahay androany. Misaotra aminโny fikirizana sy fikarakarana ataonareo isanโandro, mba hanomezana vokatra tsara kokoa hatrany !
๐ก๐ ๐ต๐ถ๐๐ฎ๐ป๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ : Hena sy atody eny an-tsena, trondro ngeza sy matsiro, vokatra samihafa avy amin'ny fambolena โ
๐ก๐ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ธโ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ : Mpiompy sy mpamboly miasa isan'andro, fotoana lany amin'ny fikarakarana, fanaraha-maso ny trano, ny rano, ny sakafo, fikarakarana sy fanadiovana, ezaka sy faharetana be dia be ๐ช
Eto foana izahay raha mila toro-hevitra na fanampiana ianareo ๐ Tongava ao aminโny hafatra miafina na eny amin'izay Agences ARBIOCHEM akaiky anareo !
Satria izay ilay hoe isika rehetra "๐ ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ผ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ" ๐ฑ