Shoguna Boerboels

Shoguna Boerboels Boerboel Madagascar

Bonsoir! πŸ‘‹ IGHOR 😲 un autre fils du lΓ©gende Iconic JOHN WICK ⭐
16/08/2026

Bonsoir! πŸ‘‹ IGHOR 😲 un autre fils du lΓ©gende Iconic JOHN WICK ⭐

Salama daholo! πŸ‘‹Ity indray ary ny logo vaovao any SHOGUNA πŸ”₯
06/07/2026

Salama daholo! πŸ‘‹
Ity indray ary ny logo vaovao any SHOGUNA πŸ”₯




Salama daholo o! πŸ‘‹hianatra kely ny mahatonga ny anaran' alika iray mitondra anaran'elevage indray isika androany! πŸ™‚ fano...
15/06/2026

Salama daholo o! πŸ‘‹
hianatra kely ny mahatonga ny anaran' alika iray mitondra anaran'elevage indray isika androany! πŸ™‚
fanontaniana matetika miverimberina ny oe rehefa maninona dia mitondra anarana SHOGUNA ilay alika dia rehefa maninona tsy mitondra nefa ny parents misy alika avy ao ihany? ..ny valiny, raha alika nivoaka (teraka tao) @ elevage iray izy zay vao mitondra ny anaran'iny elevage iny, fa raha ny rainy avy ao, nefa ny reniny hafa (elevage hafa) dia mitondra ny anaran' elevage misy ny reniny ny chiot, satria tao @ iny nisy any renin' iny izy no nivoaka! 😊

Tena ilaina ve io anarana elevage io hoan'alika "race" iray?
eny, tena ilaina be tokoa satria ny fahafantarana ny elevage izay ny voahan'alika iray dia efa sopapa amatarana fa azo antoka tokoa io alika (kalitao, razambeny,...) io na tsia! πŸ˜‰
Noho izany tsara foana apetraka izy ireny.

Salama daholo! πŸ™‚izy indray no SHOGUNA Arya , femelle nivoka tato ihany koa izy, mahafinaritra ny mahita ny evolution any...
10/06/2026

Salama daholo! πŸ™‚
izy indray no SHOGUNA Arya , femelle nivoka tato ihany koa izy, mahafinaritra ny mahita ny evolution any! 😊
large, musclee, compact,... πŸ’ͺπŸ”₯⚑

Salama daholo! πŸ‘‹ elaela izay! πŸ™‚ity @ sary ity i SHOGUNA Iggy 😍 ilay nahazo 1ere place puppy πŸ₯‡πŸ† t@ Boerday farany iny! ah...
05/06/2026

Salama daholo! πŸ‘‹ elaela izay! πŸ™‚
ity @ sary ity i SHOGUNA Iggy 😍 ilay nahazo 1ere place puppy πŸ₯‡πŸ† t@ Boerday farany iny! ahoana ny fijerinao ny evolution any? 😊

Address

Antananarivo

Telephone

+261328161288

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shoguna Boerboels posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category