Epic K-9𝑴 𝑨 𝑫 𝑨 𝑮 𝑨 𝑺 𝑪 𝑨 𝑹/Passion Chien

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • Epic K-9đť‘´ 𝑨 đť‘« 𝑨 đť‘® 𝑨 𝑺 𝑪 𝑨 𝑹/Passion Chien

Epic K-9𝑴 𝑨 𝑫 𝑨 𝑮 𝑨 𝑺 𝑪 𝑨 𝑹/Passion Chien Épic k-9 dia Manofana ny Alika Mpanao Fifaninanana na koa alika Mpiandraikitra "Service Dog" Méthode :Douce&Positif&Mixte

11/05/2023
Manampotoana hoanareo indray aho ka araraoty ary
10/05/2023

Manampotoana hoanareo indray aho ka araraoty ary

Manana anito BBM Femelle Manja be ito isikia ato miandry izay ho tompony Vaovao izy io..Ny fahasalamana efa Voaharamaso ...
06/05/2023

Manana anito BBM Femelle Manja be ito isikia ato miandry izay ho tompony Vaovao izy io..Ny fahasalamana efa Voaharamaso tsara efa natao daholo ny tokony hatao taminy..mitaiza tsara sisa🥰

Femelle de 2mois izy io mp avy hatrany na miantso ny 0347082253

🤣🤣🤣
06/05/2023

🤣🤣🤣

Tadidio foana izay..tsy ny trano mangirana tsisy.volo sy diatongotra no mahasambatra...tsy ilay vola tsy hita zay hanaov...
05/05/2023

Tadidio foana izay..tsy ny trano mangirana tsisy.volo sy diatongotra no mahasambatra...tsy ilay vola tsy hita zay hanaovana azy koa no mety fa aleo.Sambatra.anilany.zavatra tiana

Zavanisy tany hoany ary Mqrina avokoa..samia mamaky alohaCLIENT – Combien pour les chiots ?ÉLEVEUR - 2 500 000 ariary CL...
04/05/2023

Zavanisy tany hoany ary Mqrina avokoa..samia mamaky aloha

CLIENT – Combien pour les chiots ?
ÉLEVEUR - 2 500 000 ariary
CLIENT – C'est trop cher pour un chiot !
ÉLEVEUR – Combien pensez-vous que cela devrait coûter ?
CLIENT – 400 000 ariary maximum !
ÉLEVEUR - Je ne peux pas le vendre pour si peu.
CLIENT - Ça va chez les éleveurs, vous devez bien gagner votre vie !
ÉLEVEUR - Je suis désolé que vous pensiez comme ça. Pourquoi ne produisez-vous pas vous-même des chiots?
CLIENT – Mais, je ne sais pas comment faire.
ÉLEVEUR – Pour 400 000 ariary, je peux vous apprendre tout ce que vous devez savoir.
De plus, vous obtiendrez toutes les connaissances et l'expérience pour une prochaine fois.
CLIENT – Affaire conclue !
ÉLEVEUR – Génial ! Pour commencer, vous devez acheter du matériel. Vous aurez besoin lampe, bac de mise bas, parc pour les chiots, des reproducteurs testés et sélectionnés (santé et entraînements) et de quelques autres bricoles.
CLIENT – Mais j’ai rien de tout cela!!!
ÉLEVEUR – Je comprends. Je peux vous louer mon matériel pour 300 000 ariary de plus. mais vous devez acheter les reproducteurs et passer du temps pour les faire confirmer, tester et allez en entraînements. Sans oublier leur nourriture environ 500 000 ar par mois
CLIENT – Attendez ! Je ne peux pas, j’ai pas le temps!
ÉLEVEUR - Je suis désolé.
CLIENT – D'accord alors. Je sacrifierai les sorties prévues avec ma famille.
ÉLEVEUR – D'accord! Oh j'ai oublié. Puisque vous allez tout faire vous-même, pensez aussi à vous y prendre 2 ans avant, puis sacrifier vos vacances et we pour préparer les chiens!
CLIENT - 2 ans ? WE ? vacances? C'est trop pour moi! Vous savez quoi ? J'étais en train de penser. Je préfère vous payer pour avoir un chiot de qualité et ne pas avoir à subir tous ces tracas.
ÉLEVEUR – C’est une très bonne réflexion.

Morale de l’histoire.
Les gens ne paient pas seulement pour un chiot, ils paient pour des connaissances, de l'expérience, du temps, des sacrifices familiaux et toutes les autres choses que vous apportez.

Ne laissez pas les autres vous dire combien vous valez.

Salama daholo indray!Alika manao maloto ao antrano?Alika tsy mahalala izay tokony hanaovany maloto?Alika be c**a be sy p...
27/04/2023

Salama daholo indray!

Alika manao maloto ao antrano?
Alika tsy mahalala izay tokony hanaovany maloto?
Alika be c**a be sy pipy be erakin'trano?

: ao fa Homeko famahana olana kely ianareo androany..fa Kousa mitaky exercise bediabe avy aminareo izany aloha!

Premierement: tsara ho fantatra fa ny Alika kely latsakin'ny 3 volana dia tsy mahalala madio antony maro mahatonga izany.

*noho ny orony mbola tsy dia mahay manavaka fofona loatra
*Tsy fahaizana manavaka ny Fatoriana sy Fanaovana maloto(zatra ny trano maloto nisy azy sy ny reniny fahakely)
*Ny Taovany mbola tsy matoy tsara ka tsy mahatana fa vao poritra dia latsaka

: -Tsara aloha dia Voalanjalanja tsara ny Fatran'ny sakafo ny alika kely (tsy diso Voky be loatra)
-ary Mila atao amin'ny fotoana Mitovy foana koa ny fisakafoanan'ny alika
-Tsy ovaovaina be loatra ny sakafony fa rehefa zavatra iray ohatra (Menagere dia menagere, Croquette dia Croquette).

: - Mila avoaka ny alika kely isakin'ny avy misakafo mba hanao maloto any ivelany ary avy manao vao miditra.
-atao isan'andro tsy tapaka mandrampahazatra tsara ny alika kely

: - rehefa miovaova foana ny sakafon'ny alika kely dia misy trouble ny Vavony ka noho izany dia Tsy ho aradalana ny Fotoana fanaovany maloto ary ny habetsan'ny maloto

*ny alika misakafo in3 dia mila mic**a in3 ,raha mihoatra dia betaaka loatra ny sakafony izay na tsy levona tsara avokoa,, raha Tsy mic**a in3 fa latsaka dia tsy ampy ny sakafo..na koa.Marary ilay alika.izay na.mihoatra na latsaka izany(tsy salama)

*rehefa mikorotana io dia normale Mety mic**a any antokotany izy ary mbola hanao koa ao antrano satria mikorotana...

* Ny rano dia tsy omena en permanence aloha fa ny sakafony ezahina ho hydrate foana hatrany(somary misy rano)

Satria ny alika.dia 3-5mn ao arinany fisotroana na fihinanana dia poritra avy hatrany

Astuce mahomby koa : raha manana Cage kely na manamboara cage kely dia Hidio ao izy..mila zarina mihidy koa anefa ny alika voalohany aloha...fanazarana azy ihidy dia hidiany ny atoandro.ka raha mikonaina dia tsy jerena tsy azo vohaina. andrasana hangiana dia avoaka..dia zatra tahaka izay izy....

Rehefa zatra ao izy dia hidiana ao foana ary ao no misakafo mahalala mitabataba izy rehefa poritra avieo ka avoaka hanao maloto (lasa mahay miteny izy rehefa poritra amizay)

Izay aloha fa raha misy tsy ampy anotanio eo amin'ny Commentaire

ny pejy ary mba ahafahanao manaraka misimisy kokoa ny astuce rehetra

Address

Antananarivo
ANTANANARIVO101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261323845011

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Epic K-9𝑴 𝑨 𝑫 𝑨 𝑮 𝑨 𝑺 𝑪 𝑨 𝑹/Passion Chien posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Epic K-9𝑴 𝑨 𝑫 𝑨 𝑮 𝑨 𝑺 𝑪 𝑨 𝑹/Passion Chien:

Share

Category