10/04/2026
🎁 CADEAUX SPÉCIAL CRÈME DE MAIN 🎁
Indraindray ny tanantsika no miasa mafy indrindra…
Mikarakara ankizy 👶
Manasa lamba 🥼🧥
Miasa isan’andro 💼
Mikarakara tokantrano 🏠
Anio izahay dia te hanome crème de main cadeau ho an’olona iray mendrika 🤍
Lazao ao commentaire 👇
👉 Iza no olona tianao homena crème de main (ianao na olona hafa)
👉 Ary nahoana izy no mendrika izany
✔️ Like la page
✔️ Partage-o en public sy anaty groupe 3 misy anao
✔️ Mention 3 amis
🎁 Hisy gagnant 2 😱
Misaotra anareo rehetra manohana hatrany 💖