18/05/2026
đ˝ď¸FORMATION OFFRE SPĂCIALE UNE JOURNĂE
ÂŤ Fa katsaho aloha ny fanjakanâAndriamanitra sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anao izany rehetra izany. Âť â Matio 6:33
đ CHARCUTERIE
đ
Vendredi 29 Mai | 9h â 16h
đ Ambanidia, arrĂŞt bus Tsena, près Fokontany Volosarika
âď¸034 46 969 00
â˘Tsy misy droit d'inscription & ecolage
â˘Fa ny ingredients 40.000Ar hanaovanao pratique ihany no hoentinao
â˘Hoentinao mody koa izay vitanao
â˘Mety avokoa na DĂŠbutant (e) na avancĂŠ(e)
đ Programmes :
âMortadelle
âCervelas
âSalami
âSaucisson sec
âChair Ă saucisse
âBoudin blanc
âBoudin rouge
âterrine de crevette
âPâtĂŠ de foie
âsaucisse fumĂŠ
âjambonneau
âfromage de tĂŞte
â˘Misy suivi an'Mpiofana Aorian'ny fiofanana
â˘Mpiofana avokoa Manao Pratique
â˘Cahier & stylo -Torchon personnel - boite na barquette
â˘Attestation/Certificat agrĂŠe par l'Etat.
đINSCRIPTION: Anarana feno + adresse +date de formation ao anaty Mp
âVoafetra ny toerana Koa Hiangaviana hampilaza mialoha raha misy tsy fahafahana hanoloana ny toeranao
Mankasitraka tompoko
HOMBANAO JESOA.