Fiompiako

Directions

Fiompiako Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fiompiako, Pet breeder, Antananarivo.

... Raha hamoaka akoho ianao amin'ny 26 Juin dia:      - Areheto foana amin'izay ny jiro hariva mandrapaharaina ny andro...
23/06/2026

... Raha hamoaka akoho ianao amin'ny 26 Juin dia:

- Areheto foana amin'izay ny jiro hariva mandrapaharaina ny andro 💡☀️.

- Ataovy misy sakafo foana ny mangeoires manomboka androany.

- Taitairo izy hisakafo (rano sy provandy) fa aza avela hatoritory BE LOATRA.

- Raha hanisy vitamine amin'ny rnony ianao dia ilay vitamine manana délai d'attente Nul ireny no ampiasaina.

🙅🚫 aux antibiotiques vitaminés

.

KUROILER..Tsy misy hoe TSIAMBARATELO izany fa:  Ny fampiharanao antsakany sy andavany ny teknikampiompianaFanomezana ny ...
14/06/2026

KUROILER..

Tsy misy hoe TSIAMBARATELO izany fa:

Ny fampiharanao antsakany sy andavany ny teknikampiompiana

Fanomezana ny filàn'ny biby

no antoky ny fahombiazana sy mahatsara ny vokatrao.

Mahavanòna🤝

"Voa kely nafafy"🌱

Lalàna N°7 sy N°8Ampiharo dieny izao 🥰
30/01/2025

Lalàna N°7 sy N°8
Ampiharo dieny izao 🥰

𝐋𝐚𝐥𝐚̀𝐧𝐚 𝟏𝟎 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚

𝐋𝐚𝐥𝐚̀𝐧𝐚 𝐍º𝟏 : Aza miantehitra amin’ny fidiram-bola tokana. Mila mitady loharanom-bola maro raha te ho tafita ara-bola.

𝐋𝐚𝐥𝐚̀𝐧𝐚 𝐍º𝟐 : Aza miantehitra amin’ny diplaoma fotsiny. Mianara fahaiza-manao azo ampiharina hanampy ny fivelomanao.

𝐋𝐚𝐥𝐚̀𝐧𝐚 𝐍º𝟑 : Aza miantehitra amin’ny lovan’ny ray aman-dreninao. Ny harena maharitra dia ny manangana amin’ny ezakao manokana.

𝐋𝐚𝐥𝐚̀𝐧𝐚 𝐍º𝟒 : Aza kivy amin’ny tanjonao. Maro no miandry anao ho resy, fa ianao kosa mifikira amin’ny vinanao.

𝐋𝐚𝐥𝐚̀𝐧𝐚 𝐍º𝟓 : Aza be resaka rehefa miketrika. Misy olona tsy faly mahita anao miakatra, ka aleo mangina.

𝐋𝐚𝐥𝐚̀𝐧𝐚 𝐍º𝟔 : Mila manana fahalalana ara-bola na ho mpiasa na ho mpandraharaha. Raha tsy izany, ho mahantra foana na dia miasa mandavan-taona aza.

𝐋𝐚𝐥𝐚̀𝐧𝐚 𝐍º𝟕 : Ataovy mangina ny zava-bitanao. Avelao ny vokatra no hiteny fa tsy ianao. Satria tsy fantatrao ny toe-tsain’olona rehetra

𝐋𝐚𝐥𝐚̀𝐧𝐚 𝐍º𝟖 : Mianara mandeha irery tsy misy namana na havana. Tsy azo antoka fa hanampy anao foana ny olona manodidina anao.

𝐋𝐚𝐥𝐚̀𝐧𝐚 𝐍º𝟗 : Atao sekoly ny facebook. Ampiasao ny facebook hianaranao zavatra ilainao aminy fiainanao fa aza variana miala voly fotsiny

𝐋𝐚𝐥𝐚̀𝐧𝐚 𝐍º𝟏𝟎 : Aza adino mametraka izay kasainao amin’Andriamanitra. Rehefa manao ezaka, mitadiava fitarihana sy tanjona avy amin’ny finoana.

Aiza no mbola mila ezaka aminao ?
Zarazarao raha hitanao fa mahasoa

Réussir avec Martin

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiompiako posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category