Ferme Pondeuse Ambohimangakely

Ferme Pondeuse Ambohimangakely Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ferme Pondeuse Ambohimangakely, Pet breeder, Antananarivo.

💕

Salama daholo o ❤️Ireto indray ary ny vokatra manaraka atolotra antsika am-pitiavana hatrany. Sady pondeuse ireo no hain...
27/04/2026

Salama daholo o ❤️
Ireto indray ary ny vokatra manaraka atolotra antsika am-pitiavana hatrany.

Sady pondeuse ireo no haingontanana tena kanto an😊
Efa 1 semaine matanjaka tsara sady misakafo tsara,, (7 isa disponible).
Prix ny antsika promotion foana an.
Parents afaka tsidihana Mivantana hatrany,
Toerana:Ambohimangakely
Tel:0384077711
Livraison à partir 3000ar
Mankasitraka antsika rehetra o ❤️

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy o♥️Ireto indray ny vokatra atolotra ho antsika ary e 😊 Atody vaovao tsara da...
22/04/2026

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy o♥️
Ireto indray ny vokatra atolotra ho antsika ary e 😊

Atody vaovao tsara daholo sady fécondé tsara 😊
Parents tena vaventy ary voafantina!
Sady afaka jerena mivantana aty amin'ny ferme 🥰
Toerana:Ambohimangakely
Tel:0388994733
Livraison à partir 3000ar
Mankasitraka antsika rehetra oo💕

Miarahaba antsika ohh🥰🥰🥰Ireto indray ary no atolotra anareo ho amin'ity anio ity  e!  ( vaovao tsara)Kalitao tsara foana...
20/04/2026

Miarahaba antsika ohh🥰🥰🥰
Ireto indray ary no atolotra anareo ho amin'ity anio ity e!
( vaovao tsara)
Kalitao tsara foana ary parents afaka jerena mivantana hatrany aty amin'ny ferme ❤️
Toerana: Ambohimangakely
Tel: 0388994733
Livraison à partir 3000ar
Mandefa amin'ny faritra rehetra manerana an'i Madagasikara 😊
Mirary soa daholo o💕

 Miarahaba antsika rehetra o❤️Hisaorana an'Andriamanitra hatrany 😊 Ho an'ireo zay mbola tsy nahazo tamin'ny farany teo,a...
15/04/2026


Miarahaba antsika rehetra o❤️
Hisaorana an'Andriamanitra hatrany 😊
Ho an'ireo zay mbola tsy nahazo tamin'ny farany teo,araraoty ary fa ireto indray ny vokatra ho antsika e!!!??
'akanga indray no atolotra ho anareo anio e!
Efa misakafo tsara sady matanjaka be zareo😊, afaka ampiarahina amin'ny akoho Kely.
Efa nomena vitamine reo 😘
Toerana: Ambohimangakely
Tel: 0384077711
Livraison à partir 3000ar.

Salama daholo o ❤️❤️Ireto indray ary ny vokatra ho zarainay aminareo an 😊Pondeuse ity karazany ity sady Haingontanana te...
09/04/2026

Salama daholo o ❤️❤️
Ireto indray ary ny vokatra ho zarainay aminareo an 😊
Pondeuse ity karazany ity sady Haingontanana tena kanto ihany koa an,
(5 isa sisa no disponible an)
Efa matanjaka tsara sady misakafo be 😊
Parents reo afaka tsidihanao aty amin'ny ferme hatrany an,
Toerana:Ambohimangakely
Tel:0384077711
Livraison à partir 3000ar 😊
Mankasitraka antsika rehetra ❤️

Salama daholo ❤️ Hisaora an'Andriamanitra hatrany😍Tongasoa ireto vahiny kelinay ireto 😘31 poussins (Sussex, wyandotte, A...
04/04/2026

Salama daholo ❤️
Hisaora an'Andriamanitra hatrany😍
Tongasoa ireto vahiny kelinay ireto 😘
31 poussins (Sussex, wyandotte, Australorp, neigre soie)
Efa misy commande nareo ireo fa mbola misy disponible ihany koa anefa,,, manomboka amin'ny zoma heriny izy ireto no atolotra anareo an,
Afaka mandray commande sahady ❤️
Toerana:Ambohimangakely ho an'ireo te hitsidika mivantana.
Tel:0384077711
Mankasitraka antsika rehetra ❤️

Salama daholo o ❤️Ireto indray ny vokatra ho anareo ilay nitady azy an😊  (vaovao tsara daholo ireo) Race:  Vaventy tsara...
31/03/2026

Salama daholo o ❤️
Ireto indray ny vokatra ho anareo ilay nitady azy an😊
(vaovao tsara daholo ireo)
Race:
Vaventy tsara, mpanatody lava sady fakana nofo satria haingam_pitombo be ireo 😊
Parents afaka tsidihana hatrany aty amin'ny ferme an.
Toerana:Ambohimangakely
Tel:0384077711
Livraison à partir 3000ar
Mandefa amin'ny faritra rehetra manerana an'i Madagasikara 😊.
Mirary soa o❤️

  ho antsika rehetra anio ary e 😊 😊Mikarakara Kely sady mamahana harivariva o❤️❤️Akoatr'ireny lasanareo mpanjifa ireny d...
28/03/2026

ho antsika rehetra anio ary e 😊 😊
Mikarakara Kely sady mamahana harivariva o❤️❤️
Akoatr'ireny lasanareo mpanjifa ireny dia ireto kosa mba notazominay ho anay e😊.
Mahafinaritra ny mitaiza an'ireo an 💓
.
Mirary soa antsika rehetra hatrany ahavanona 😘
Tahin'Andriamanitra daholo o😊.

Miarahaba antsika rehetra indray o❤️Hisaorana an'Andriamanitra hatrany ny vokatra an,,Ireto indray ary no atolotra anare...
26/03/2026

Miarahaba antsika rehetra indray o❤️
Hisaorana an'Andriamanitra hatrany ny vokatra an,,
Ireto indray ary no atolotra anareo ho amin'ity anio ity e,, tolotra mora hatrany ny antsika an☺️ ( )
( vaovao tsara ireo an, misy 15 isa)
(anakiroa efa 2 semaine)
Kalitao tsara foana ary parents afaka jerena Mivantana hatrany aty amin'ny ferme ❤️
Toerana: Ambohimangakely
Tel: 0384077711
Livraison à partir 3000ar
Mandefa amin'ny faritra rehetra manerana an'i Madagasikara 😊
Mirary soa daholo o💕

Miarahaba antsika rehetra indray o ❤️Koa satria moa ny poussin Australorp efa commande nareo dia atolotra anareo indray ...
24/03/2026

Miarahaba antsika rehetra indray o ❤️
Koa satria moa ny poussin Australorp efa commande nareo dia atolotra anareo indray ireto reto ary e (atody vaovao tsara foana reo an) 😘
Anaty production tanteraka zareo reto aminzao,
Race:
Anisan'ny mpanjakan'ny akoho mpanatody satria telo taona be zao vonona foana amin'ny famokarana atody,
Marihana fa sady haingontanana Koa izy tony an😉
Parents reo afaka jerena reo aty amin'ny ferme foana.
Toerana:Ambohimangakely
Tel:0384077711
Livraison à partir 3000ar
Mandefa amin'ny faritra rehetra manerana an'i Madagasikara hatrany an,
Mankasitraka ❤️

Miarahaba antsika rehetra o ❤️Ho an'izay nitady poussin ary e, Mpanatody lava sady haingontanana be ireo an 😊  Ataontsik...
23/03/2026

Miarahaba antsika rehetra o ❤️
Ho an'izay nitady poussin ary e,

Mpanatody lava sady haingontanana be ireo an 😊
Ataontsika promotion Kely reto fa roa sisa izy no ato an. (lahy sy vavy no fijery azy)
Parents Tena vaventy afaka tsidihana Mivantana 😊
Toerana Ambohimangakely
Tel:0384077711
Livraison à partir 3000ar
Mankasitraka ❤️

Salama daholo ny mpanaraka ny pejy o💞hisaorana hatrany isika rehetra mpanjifa an 💞Ireto indray ary ny vokatra alohan'ny ...
19/03/2026

Salama daholo ny mpanaraka ny pejy o💞hisaorana hatrany isika rehetra mpanjifa an 💞
Ireto indray ary ny vokatra alohan'ny atongavan'ny Poussin Dia misy ireto an,,
Race : , ,
Atody vaovao tsara daholo hatrany an, araky ny Karazany avy😊,
Parents visible afaka jerena aty amin'ny ferme sady mifampizara torohevitra.
Toerana:Ambohimangakely
Tel:0384077711
Livraison à partir 3000ar
Mandefa amin'ny faritra rehetra manerana an'i Madagasikara
Mankasitraka antsika rehetra o 😍

Address

Antananarivo
103

Telephone

+261384077711

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ferme Pondeuse Ambohimangakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category