Garde Race Kuroiler Geant

Garde Race Kuroiler Geant Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Garde Race Kuroiler Geant, Pet breeder, RN4 ALAKAMISY AMBOHIDRATRIMO, Antananarivo.

26/01/2026

MILA ARAHANA MASO ISAN'ANDRO NY BIBY FIOMPINAO
ETO ZAO DIA SOMARY MARARY NY MASON ITO AKOHO KELY ITO KA REHEFA TOJON NY OTRAN IZAO AN DE MIVIDY TETRACYCLINE 1% DE INY NO ITSABOANA AZY
MAHAVANONA BE HATRANY EEEEE
๐Ÿ‘‰AZA ADINO NY MANAO J'AIME SY MI-ABONNE HATRANY NY PAGE.

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ขResaka Mahasoa be hoantsika eeee๐Ÿ‘‰FA MANINONA NY AKOHO VAVY NO MIELANELANA BE VO MANATODY????IO NO HOZARAINTSIKA AMIN ...
25/01/2026

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข
Resaka Mahasoa be hoantsika eeee
๐Ÿ‘‰FA MANINONA NY AKOHO VAVY NO MIELANELANA BE VO MANATODY????
IO NO HOZARAINTSIKA AMIN ITY HERINANDRO VAOVAO BE ITY

ARAO HATRANY NY PAGE-TSIKA DE ASAO IREO NAMANA AZA ADINO NY MI-PARTAGE RA TINAO NY HIZARANAY IZAY MAHASOA EE

Izahay eto Garde Race Kuroiler Geant dia miezaka mitazona ny race ito akoho ito izay tena efa manomboka maka laka amin'n...
25/01/2026

Izahay eto Garde Race Kuroiler Geant dia miezaka mitazona ny race ito akoho ito izay tena efa manomboka maka laka amin'ny sehatry ny FIOMPIANA akoho dia NY KUROILER ๐Ÿ“๐Ÿ“๐Ÿ“
JEREO ANGE EEE
๐Ÿ‘‰ KUROILER UN MOI

25/01/2026

Aza adino fa mihinana katsaka soamantsara ny kuroiler.Eo amin'ny faha 1mois et demi eo izy no manomboka zarina tsikelikely (atao katsaka milona anisan ny manome lanja sy volo ary mampanatody azy aingana be io)
MAHAVANONA fona eeee
Abonnรฉo hatrany ny page fa maro ny torohevitra hoazonao ato๐Ÿ‘๐Ÿ‘

25/01/2026

IRETO ARY IREO ANTONY MAHATONGA NY AKOHO LAHY TSY MANARAKA ๐Ÿ“
ANDDIANY VOALOHANY DIA NY (๐Ÿ‘‰ARA-TSAINA SY NY ARA-BATANA)
๐Ÿ‘‰ARA-TSAINA
๐Ÿ‘‰Ny zavatra tokony hotonga ao an-tsaina voalohany dia ny hoe: EFA MANENO VE ILAY AKOHO LAHY ๐Ÿ“? Ny akoho lahy maneno no antsoina hoe akoho lahy efa manaraka na lahin'akoho.
Raha vantony lehibe eto no resaka (5 mois)
Raha efa akoho lehibe indray de oe maneno tsara fona ve ilay akoho lahy ary miverimberina? Ra tsy maneno intsony inona no antony? Misy olana?
Ny lahan' akoho kuroiler dia lahan' akoho mpamokatra atody fa tsy akoho mpiady sao niady tamin' ny akoho hafa dia resy? Manombaka eo no miseo ny olana satria lasa manompo ilay akoho lahy ka mety tsy hanaraka intsony. Ary mila fanamboarana be mitsy ny sain'ilay akoho lahy vao miverina amin ny laoniny.
๐Ÿ‘‰ Izy maneno iny no mampanintona ilay vavy hanantona an'ilay akoho lahy ary isontman'ilay akoho lahy ilay vavy sy hoentiny hilazana amin ireo akoho lahy hafa fa izy no mahery sy manjaka eo amin'ny tanana.
RAHA MISEO IREO OLANA IREO DIA AHOANA NO ATAO?
๐Ÿ‘‰Atokana ny akoho lahy ary tsy atao mahita akoho lahy hafa mihintsy,,ary asiana akoho vavy atao hitany eo hisarihany Zoro (tsy atao ray trano fa atao hitany eo fotsiny mba antsoitsoiny ).
๐Ÿ‘‰๐Ÿ“TOETRA TOKONY HOITA AMIN'NY AKOHO LAHY :Ilay manilikilika mitsaingotsaingoka sakafo sy mizesta miantso ilay akoho vavy.
MBOLA MARO FA IREO NO TENA TOKONY HOITA ATAON NY AKOHO MANARAKA.

๐Ÿ‘‰ARA-BATANA
IRETO NO MILA FENO AMIN'NY VATAN ' AKOHO LAHY MANARAKA
๐Ÿ‘‰ NY 2PT: INONA NO ATAO HOE 2PT?
PLUME( VOLO)
POIDS ( LANJA)
TAILLE( NY ANGEZANY)
MILA FENO IREO NY VOLO ZAY TENA MANINTONA NY AKOHO VAVY MIHINTSY
NY LANJA MBA TSY HAPITSOAKA ILAY AKOHO VAVY AO ANATIN IZANY NY ANGEZANY.
๐Ÿ‘‰FAHAROA NY TAONANY :Mila zokin' ilay akoho vavy ara-taona ny lahan' akoho na mitovy taona aminy.
๐Ÿ‘‰NY FAHATELO : NY FAHARETAN NY AKOHO LAHY MANARAKA DIA 2 TAONA NA 2 TAONA SY TAPANY AMIN'NY FAMOKARANA ATODY .
FENO IREO DIA MILA MANOLO LAHAN' AKOHO IANAO.
MAHAVANONA BE HATRANY ISIKA MPIOMPY EEE
AZA ADINO NY MIPARTAGE SY MI-ABONNE NY PAGETSIKA.

NY TAPANY FAHAROA INDRAY NO ALEFATSIKA ETO AMIN'NY HERIN'ANDRO DIA NY
๐Ÿ‘‰ARA-TSAKAFO
๐Ÿ‘‰NY ARA-PAHASALAMANA
๐Ÿ“๐Ÿ“๐Ÿ“

Address

RN4 ALAKAMISY AMBOHIDRATRIMO
Antananarivo
101

Telephone

+261347610030

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Garde Race Kuroiler Geant posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Garde Race Kuroiler Geant:

Share

Category