30/11/2024
Salama daholo o!!!
Averina amintsika hatrany fa tsy tsara ny manome taolana mety ho voatelina ny alika sy saka mba isorohana azy tsy ho kenda na hanentsina na handatra ny lalan-kanina izany...
Izy izao no "black", chiot kely 3 mois, milanja 500grama voatery nodidiana nanesorana ny taolana niraikitra tao amin'ny tendany.
Efa salama tsara izy ankehitriny tao aorian'ny fandidiana azy.
Mirary soa antsika rehetra hatrany!!! 🙏