01/08/2026
Mila miandry elaela ⏰ve sa vao marary kelikely ⏱️ny bibinao dia hoentina mpitsabo biby? 🩺
Efa aintsika angamba ny valin’izay fanontaniana izay. 🤷♀️🤷♂️
Fampatsiahivanaraha : TOMBONTSOA azo raha vao mampiahiahy anao kely fotsiny ny fahasalaman’ny bibinao TONGA DIA HOENTINA VETERINERA:
✔️ Mitombo ny taha-pahasitranana 👉satria voazaha ara-potoana 🆗
✔️Manala fanaintainana aingana 👉 ela loatra ianao mitsabo azy, mitombo ny jaly hatrehan’ilay biby😮💨
✔️Mba tsy hisian’ny fahasarotana 👉 satria vao manomboka dia voatsabo.🥴
Tsarovy fa ora sy minitra vitsy dia manova zavatra be dia be anatin’ny fitsaboana ⚠️
Sary fanehoana : omby vavy be ronono 🐄vao tera-bao tsy tafatsangana ka vao niahiahy ny tompony dia niantso ny VIP-Cabinet et Pharmacie Vétérinaires hitsabo.
Nitsangana soa aman-tsara izy👌
0381204774