Ny FARM Fianara

Directions

Ny FARM Fianara Publicité

14/04/2024

Atody 7g disponible FIANARANTSOA
MP OU 0385272561
4000ar/g

Prepupe sy Pupe vaventy tsara ho an'izay Mila😊Disponible FianarantsoaMp ou 0342343134
05/04/2024

Prepupe sy Pupe vaventy tsara ho an'izay Mila😊
Disponible Fianarantsoa
Mp ou 0342343134

Vokatra ny fampiasàna zezika BSF💪Zezika biolojika 😋
03/03/2024

Vokatra ny fampiasàna zezika BSF💪
Zezika biolojika 😋

Iza daholo no Mbola tsy mahasahy mihinana larve BSF😋andramo fa matsiro eee😋
24/02/2024

Iza daholo no Mbola tsy mahasahy mihinana larve BSF😋
andramo fa matsiro eee😋

Mitohy hatrany ny ezaka 💪🙏Bac du larve BSF☺️Misy hatrany ny formation fiompiana lalitra mainty na BSFIlay lalitra ahazoa...
22/02/2024

Mitohy hatrany ny ezaka 💪🙏

Bac du larve BSF☺️
Misy hatrany ny formation fiompiana lalitra mainty na BSF
Ilay lalitra ahazoana olitra vaventy Izay manakarena protéines 45% manatsara ny kalitaon'ny biby fiompy sy ny vokatra☺️
Afaka fanampi-tsakafo ho an'ny biby fiompy toy akoho amam-borona, trondro, kisoa..sns
Afaka anao fangaro ho an'ny Provende ihany koa Izay mahasolo ny farine de soja sy vovo-trondo ☺️
Ny Fiofanana : isaky ny Asabotsy tolakandro amin'ny 2ora
Sasany : 15.000ar
Toerana : TANAMBAO FIERENANA FIANARANTSOA
Contact : 034 23 431 34

Formation BSF zay natolotra an'ireo promotion Zandry tao amin'ny Umagis Antady 🙏Aza adino fa misy formation anie tolakan...
17/02/2024

Formation BSF zay natolotra an'ireo promotion Zandry tao amin'ny Umagis Antady 🙏

Aza adino fa misy formation anie tolakandro amin'ny 2ora tolakandro 😊
Toerana : Tanambao fierenana
Saran'ny: 15.000ar
Contact : 0342343134

Mamokatra tsara kokoa hatrany👍😊Formation fiompiana BSF isaky ny Asabotsy tolakandro amin'ny 2ora 🙏Saran'ny Fiofanana : 1...
11/02/2024

Mamokatra tsara kokoa hatrany👍😊

Formation fiompiana BSF isaky ny Asabotsy tolakandro amin'ny 2ora 🙏

Saran'ny Fiofanana : 15.000ar
Toerana: TANAMBAO FIERENANA FIANARANTSOA
Contact : 034 23 431 34

 😊
10/02/2024

😊

Installation cadre cage ho fanomanana ny toerana hiompiana Lalitra mainty na BSF😊Mitombo hatrany ny Liana amin'ny fiompi...
10/02/2024

Installation cadre cage ho fanomanana ny toerana hiompiana Lalitra mainty na BSF😊
Mitombo hatrany ny Liana amin'ny fiompiana BSF na lalitra mainty eto FIANARANTSOA

Afaka manampy amin'ny fanagnanao cage izahay🙏
Afaka mampiofana ihany koa isaky ny Asabotsy amin'ny 2h Tolakandro 🙏
Saran'ny Fiofanana : 15.000ar
Toerana : TANAMBAO FIERENANA (FIANARANTSOA)
Contact : 034 23 431 34

Address

Ville De Fianara
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny FARM Fianara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category

Nearby pet stores & pet services


Other Pet Breeders in Fianarantsoa

Show All