Fah Caille

Fah Caille Salama tompoko izahay dia mivarotra Caille(Papelika) na atody ! Eto Antsirabe

Contact : 0334728003

Salama daholo eh !! Misy indray ny papelika 2 semaine ato minay ! Misy hatrany ihany ko ny atody, azo akotrika tsara !!A...
01/05/2025

Salama daholo eh !!
Misy indray ny papelika 2 semaine ato minay !

Misy hatrany ihany ko ny atody, azo akotrika tsara !!
Atody 600 ar / en gros 500 ar(+20)

Afaka tonga mp raha mila fanazavana fanampiny na miantso ny laharana

0334728003/0348266653

Amin'izao akaiky fety  Izao !Tia anao sakafo miavaka nefa matsiro ary mahasalama ?Ity ary misy ilay atody papelika !Tsy ...
16/04/2025

Amin'izao akaiky fety Izao !

Tia anao sakafo miavaka nefa matsiro ary mahasalama ?

Ity ary misy ilay atody papelika !
Tsy natao lafo intsony fa efa nampidinina ny vidiny ! Afaka recuperena Tomboarivo antsirabe ! Contactez :0334728003 /0348266653

Mp pour plus d'info !

🥰❤️
21/03/2025

🥰❤️

Misy foan ny papelika ato aminay !Aza misala2 mandefa mp avy hatrany !Couleur dispo :🔼Mavo🔼Mara🔼fotsy
21/03/2025

Misy foan ny papelika ato aminay !
Aza misala2 mandefa mp avy hatrany !

Couleur dispo :
🔼Mavo
🔼Mara
🔼fotsy

Salama dispo hon'izay vonona haka azy!!Caille 3 semaine dispo ! Misy foana hatrany ny atody ! Afaka tonga mp avy hatrany
19/01/2025

Salama dispo hon'izay vonona haka azy!!
Caille 3 semaine dispo !
Misy foana hatrany ny atody !

Afaka tonga mp avy hatrany

😍❤️
18/08/2024

😍❤️

Salama daholo tompoko!Mbola misy ilay Caille(Papelika ) 3 semaine!!! Ny caille mou dia manomboka 6 semaine ka h@ 8 semai...
17/05/2024

Salama daholo tompoko!

Mbola misy ilay Caille(Papelika ) 3 semaine!!!
Ny caille mou dia manomboka 6 semaine ka h@ 8 semaine no manomboka manatody!!

Efa tsy natao lafo :
7500 ar ny iray
7000 ar raha +4 no vidianao

Toerana terrain basket tomboarivo

Afaka tonga mp avy hatrany na miantso :
0334728003
0348266653

Aza adino ny manaraka ny pejy ahitanao toro-hevitra!! Ao !!

Ity ary ny momba 2 azy
https://www.facebook.com/100095557806284/posts/315336174994974/?mibextid=rS40aB7S9Ucbxw6v

Papelika na  kibobo(caille).Ny momba2 azyNy papelika, avy amin'ny fianakaviana Phasianidés, dia tena mora ny fiompiana a...
13/05/2024

Papelika na kibobo(caille).

Ny momba2 azy

Ny papelika, avy amin'ny fianakaviana Phasianidés, dia tena mora ny fiompiana azy. Tsy mila fikojakojana be loatra izy ireo ary tsy mila toerana be ao anaty zaridaina. Ny papelika opian'ny coturniculteur(ny fiatso ny mpiompy azy) dia ny papelika japoney (Coturnix japonica),io karazana papelika io dia nokolokoloina nandritra ny taonjato maro. Ity farany dia tsy tokony hafangaro amin’ny papelika izay hita any ambanivohitra, amin’ny fahalalahana nefa voarara tsy opiana. Azo ompiana ho an'ny atodiny ny papelika, indrindra fa io vorona io dia azo angala taranaka tsara, na ho angalana henany.

Ny fomba fiopiana azy!

Ny papelika dia afaka miaina amin'ny toerana voafetra. Tsy maintsy mikatona na misy sarony satria afaka mitsoaka amin’ny alalan’ny sidina. Ny tranom-borona, mitovy amin'ny an'ny bitro, dia mety tsara amin'ny papelika. Raha manana toerana malalaka ianao dia afaka manamboatra volliere ihany koa.
Kanefa izy dia tsy atahorana itsoaka satria tsy mahavita manidina lavitra akory!
Tsara ny manambatra lahy (1)iray isaky ny vavy telo(3) ka h@dimy(5). Azonao atao koa ny manambatra lahy maromaro, fa mitandrema fa miady izy ireo indray2 . Diovina indray na indroa isak'erin'andro ny tranony!
Mba ialana mety ifindra aminy sy ialana amin'ny aretina azo amin'ny loto.
Ary io karazana papelika io dia efa tsy mahay mikotrika intsony ka dia mila couveuse ianao raha tia ahazo taraka

Ny sakafony

Mora omena sakafo ny papelika satria saika mihinana na inona na inona. Azo omena voamaina(vovokatsaka), anandrano, radish, voankazo na legioma izy ireo. Azon'izy ireo atao koa ny mihinana bibikely sy ny olitra izay hitany ao amin'ny tranony. Ho an'ny papelika angalana atody anefa dia mila ampiana proteinina io sakafo io mba hanomezana izay . Ny papelika ho an'ny fangalana atody dia azo omena sakafo manokana "Provende" izay mampiroborobo ny kalitaon'ny fanatodizany, afaka tsy omenao provande fa afaka mijanona bio enao na manao ny provadinao manokana.

Likez et Partagez!
Abonné vous !

Salama dispo hon'izay vonona haka azy!!Pondeuse borbonezy 2 semaine 2 !Caille 3 semaine ! Afaka tonga mp avy hatrany
09/05/2024

Salama dispo hon'izay vonona haka azy!!
Pondeuse borbonezy 2 semaine 2 !
Caille 3 semaine !

Afaka tonga mp avy hatrany

27/04/2024

ho avy tsy ho elah indray ny vokatra manasa anao anaraka ny pejy ary ametraka ny commande

Address

Tomboarivo
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fah Caille posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category