
06/06/2025
👉👉Boulant Poméranie dia isan'ny pigeon tsy de nankafiziko loatra teny am_piandohana fa refa nanafatra azy ity zahay, rehefa niompy sy nijery anazy akaiky dia tena babony ary isan'ny pigeon tena tiko indrindra izy amin'izao ... Tena hoe feno anay ny groupe misy ny karazan'io pigeon io amzao 😂
Raha hitantara kely ny momba azy izahay de avy any Allemagne (région de Poméranie, d'où son nom) no nimpoirany
Race ancienne, sélectionnée pour son apparence spectaculaire, notamment dans les expositions.
🐦Caractéristiques principales
Critères et détails:
Taille Très grande (l’un des plus grands parmi les Boulants) tena oe miavaka e 🔥
Posture Très dressée, avec poitrine haute et tête bien relevée
Jabot (boule) Extrêmement développé et bien rond ... na ny lahy na ny vavy de samy mibontsina be daholo ny jabot any otran'ireny vorontsiloza lahy ireny
Pattes Longues, puissantes, et fortement emplumées (mouflées)
Queue Légèrement portée vers le bas, bien fermée
Ra niloko ndray de saika hita aminy daholo : blanc, noir, bleu barré, rouge, jaune, etc.
Tena oe tsara e 😍
゚