Bercail des karitaka

Bercail des karitaka Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bercail des karitaka, Pet breeder, Ambalavato, Antsirabe.

3 BAC 54 LITRES20 LITRES * 2 plusieurs guppy ( full black, Dumbo, bleu, plusieurs alevins,...)accessoires.le tout à vend...
24/01/2023

3 BAC
54 LITRES
20 LITRES * 2
plusieurs guppy ( full black, Dumbo, bleu, plusieurs alevins,...)
accessoires.
le tout à vendre pour le prix de 1 000 000ar.
A récupérer à Andoharanofotsy
Mp.....

Salama aby e!misy aquarium 20 litres disponible ito ho an'ireo izay mankafy trondro. afaka atao bac vide, afaka asina ac...
20/01/2023

Salama aby e!
misy aquarium 20 litres disponible ito ho an'ireo izay mankafy trondro. afaka atao bac vide, afaka asina accessoires izay mety aminao (filtre, pompe à air, chauffe eau, led, sns) tongava mp raha mahaliana anao ary

Miarahaba. efa manana blé isika raha misy liana. 2 500ar kg, misy izay lanja ilainao
17/01/2023

Miarahaba.
efa manana blé isika raha misy liana. 2 500ar kg, misy izay lanja ilainao

27/12/2022

Iza no tia

22/12/2022

Zavatra vaovao tena karitaka kely. MBA zaraina e

ho avy tsy ho ela
18/10/2022

ho avy tsy ho ela

natokanay ho an'ny alikapuce électronique d'identificationvidiny 40 000ar sao mahaliana
13/10/2022

natokanay ho an'ny alika
puce électronique d'identification
vidiny 40 000ar sao mahaliana

misy Tia an'ito vé ho an'ny bitro?Iza Zao no Mila any ho any?
14/09/2022

misy Tia an'ito vé ho an'ny bitro?
Iza Zao no Mila any ho any?

ndao MBA karitaka hafa ndray no zaraina eankafizinareo vé?
03/09/2022

ndao MBA karitaka hafa ndray no zaraina e
ankafizinareo vé?

Miarahaba e! Elaela kely fa teto ihany.Misy couple metisse ato izay Liana. Misy gf pure ihany koa. Raha Liana ianareo di...
07/07/2022

Miarahaba e!
Elaela kely fa teto ihany.
Misy couple metisse ato izay Liana. Misy gf pure ihany koa. Raha Liana ianareo dia alefaso hafatra miafina

Zara sary harivariva . Bitro kely misakafo
20/06/2022

Zara sary harivariva . Bitro kely misakafo

Salama aby ve o!!Atolotra ho anareo n'y tena tsaraGF mâle ilay tena tsara.Vidiny 170 000arAza tara a. Mp ary raha LianaM...
09/06/2022

Salama aby ve o!!
Atolotra ho anareo n'y tena tsara
GF mâle ilay tena tsara.
Vidiny 170 000ar
Aza tara a. Mp ary raha Liana
Misy métisse ihany koa a. N'y métisse 40 000ar n'y mâle ary 50 000ar n'y femelle

Address

Ambalavato
Antsirabe

Telephone

+261324066013

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bercail des karitaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category