09/06/2026
Andao hatomboka amin’ireo lahy Sasso ary aloha e! 😊
Ireto ireo lahy Sasso azonao jifaina ato amin’ny Arotia Farm. Jereo tsirairay ny sary, fa hapetrakay eo miaraka aminy ny taona sy ny vidiny.
⚠️ Izay confirmation voaray aloha no mahazo azy.
📍 Ny récupération dia hatao amin’ity sabotsy na alahady ity, arakaraka ny fotoana maha-afaka anao.
🐥 Momba ny Kuroiler indray : Mbola tsy misy Kuroiler lehibe amidy aloha amin’izao fotoana izao, fa ny poussins d’un jour Kuroiler kosa dia ho azo tsy ho ela. Ho anareo rehetra izay efa nanamafy ny commande-nareo, dia ho foy amin’ny herinandro ambony ireo akoho kely, ka manomboka miomana isika satria ny ampitson’izay dia hiainga izy ireo.
📢 Hisokatra tsy ho ela ihany koa ny prise de commande ho an’ny vague manaraka.
Mamerina ny fialantsiny izahay noho ny fiandrasana, saingy laharam-pahamehana ho anay ny kalitao. Noho izany dia voafetra ny capacité de production amin’izao fotoana izao, na dia miezaka hatrany aza izahay manitatra sy manatsara izany.
🙏 Mankasitraka indrindra ny faharetana sy ny fitokisana omenareo anay. Izany no manosika anay hanohy hanome vokatra tsara indrindra ho anareo.
Arotia Farm –038 75 057 56 🌱🐔