MOBIVET

MOBIVET CABINET ET PHARMACIE VETERINAIRE
đŸș ‱034 78110 92‱ đŸ˜ș Des consultations Ă  domicile se font pour les grands animaux .

Cabinet et pharmacie vétérinaire à Ambohimahitsy Antananarivo ( prÚs de la pharmacie humaine Ambohimahitsy) pour les petits animaux (chiens et chats) sur la médecine générale et chirurgie. Il y a aussi une large gamme de produits sur les médicaments vétérinaires et l'alimentation animale.

Le nom de votre chien pour l'année 2026.Pour Vétérinaire Mobivet , CARL si c'est un mùle et CLARA si c'est une femelle.....
26/02/2026

Le nom de votre chien pour l'année 2026.
Pour VĂ©tĂ©rinaire Mobivet , CARL si c'est un mĂąle et CLARA si c'est une femelle...😁🙂đŸ‡Č🇬

đŸ¶ANARANA ALIKAđŸ¶

Hatramin’ny nahatafiditra antsika ho mpikambana ao amin’ny FCI tamin’ny 2023 dia misy lamina sy rafitra tsy maintsy narahana ka anisan’izany ny fandrindràna ny anarana alika ka nanomboka tamin’ny 2024 dia tsy maintsy miantomboka tamin’ny litera A ny anaran’ny alika rehetra izay nangataka pedigree, litera B kosa ho an’ny 2025 ary litera C ny amin’ity 2026 ity. Raha toa ka nanoratra ny alikanao ianao ka tsy nanaraka an’ireo dia lasa misy ilay litera ho azy manomboka ny anaran’ny alikanao arakaraky ny taona nahaterahany. Raha teraka 2025 izany ohatra ka nataonao Milou ny anaran’ny alikanao dia lasa B-Milou na B’Milou ny anarany anaty pedigree. Automatique io. Raha avy dia natombokao tamin’ny litera tokony ho izy kosa ny anaran’ny alikanao dia tsy misy fiovàna.

Ka ho antsika rehetra manana alika teraka amin’ity taona 2026 ity izany dia tsara raha anarana manomboka amin’ny C avy hatrany no omena ny alika raha tsy izany dia hisy C- na C’ manoloana ny anaran’ny alikanao anaty pedigree.

Mankasitraka

25/02/2026

Bonjour !
Tohiny ny tantaran'ny Simba.

24/02/2026

Bonjour !
Fivontosana eo @ alika.

23/02/2026

Bonjour !
Cette semaine on va parler et partager ce qu'il faut savoir sur les " MASSES CUTANÉES CHEZ LES CHIENS".

22/02/2026
03/01/2026

Heureuse année 2026 à tous et à nos amis poilus.

29/12/2025

Salama daholo, congé annuel ny MOBIVET Vétérinaire Mobivet.
Miverina miasa ny talata 06.01.2026
Joyeuses fĂȘtes Ă  tous.

Salama daholo 😊.Offre spĂ©ciale durant ces 15 jours.Tarifs :♊ Castration chat : 30000Ar.♊ StĂ©rilisation ch**te : 80000A...
03/12/2025

Salama daholo 😊.

Offre spéciale durant ces 15 jours.

Tarifs :

♊ Castration chat : 30000Ar.

♊ StĂ©rilisation ch**te : 80000Ar.

Mandefa hoe " Décembre" ao amin'ny message privé ( MP) na sur WhatsApp 034 78 110 92 ho an'ny RDV.

Misaotra betsaka mialoha tompoko.

Address

Lot F III G 33 Ambohimahitsy Antananarivo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 16:00

Telephone

+261347811092

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MOBIVET posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to MOBIVET:

Share