12/04/2026
🐕📜 Inona no avantage ny MBR sy DBR ? 🔥
Rehefa tsy misy pedigree LOM ny Boerboel eto Madagasikara, dia maro no manontany hoe :
👉 ilaina ve ny MBR sy DBR ?
Valiny tsotra : ENY, tena ilaina 👇
🏆 1. Fanamarinana officiel ny alika
👉 Ny MBR sy DBR dia midika fa :
✔️ Efa nandalo fitsarana officiel ny alika
✔️ Voamarina fa Boerboel mifanaraka amin’ny standard
➡️ Tsy mody boerboel intsony fa alika voamarina
💎 2. Manampy valeur ny alika sy ny zanany
✔️ Alika misy MBR / DBR dia manana crédibilité
✔️ Mora atokisan’ny olona sy ny mpividy , satria valideny vondrona sy azo hamarin'ny ao @ vondrona Ilay alika amidy ( boerboel tokoa / zanaky Iza tokoa )
✔️ Ary misy valeur ambony kokoa
🧬 3. Fanaraha-maso ny lignée
👉 Indrindra ho an’ny MBR :
✔️ Mazava ny parents
✔️ Fantatra ny origine
➡️ Manampy amin’ny élevage sérieux sy voafehy
🎯 4. Manavaka ny élevage sérieux sy ny amateur
👉 Ny mpiompy manao MBR/DBR dia :
✔️ Manao sélection
✔️ Mampiseho ny alikany amin’ny juge officiel
➡️ Midika hoe miasa amin’ny qualité, fa tsy varotra fotsiny
⚠️ Zava-dehibe :
❌ Tsy pedigree mifindra amin’ny zanany ny MBR/DBR
✔️ Fa preuve de qualité sy validation officiel ho an’ilay alika
🔥 Raha mitady Boerboel tsara kalitao ianao :
👉 Tsy ny (resaka) no jerena
👉 Fa ny alika efa voamarina sy nandalo fitsarana
👉 Ary efa ao anatin’ny fanatsarana ataon’ny club amin’izao fotoana izao
➡️ Misy ny tetikasa hampidirana système digital pedigree ho an’ny Boerboel
✔️ Ka atsy ho atsy dia antenaina fa ho afaka mifindra amin’ny zanany ihany koa ny fisoratana .
📍 Ho resahantsika manaraka ny tombontsoa entin’ity système digital pedigree ity. Ary ny atao oe appraisal score.
👑 Noho izany Conseil Kely :
Rehefa ividy alika Kely dia aleo mi se renseigner foana aloha. Iza ny parents, Iza ny grand parents .Efa nanao évaluation vé ny parents ? Afaka Mbola ampinao ary hoe iza no arrière grand parents? Inscrit MBR na DBR vé ny parent ?
Eo no afantaranao hoe iza no matotra, iza no bizina . Tokony ho voavaliny daholo ireo raha toa ka matotra izy .
📍Raha miteny indray izy hoe (lomad / lom )
io mantsy Ilay nolazaina t@ poste volohany hoe (sabbs) na zanaka sy taranaka (sabbs) ENREGISTRÉ ihany no manana azy io dia asaivo porofony @ taratasy avy any @ Acym 😉
⚠️ Ary amarino ao @ groupe MBC daholy aveo fa zo-nao izany
satria tombotsoa ho anao ihany ireo ao arina kely ao . Tsisy afatsy ligné ny afantaranao ny kalitaon'ny alika ho vidinao.
🟥 Atao ntsika ohatra eto ambany i
ROCCO (MBR) noté 82,7% appraisal 🥇
fils de croco (sabbs) & rocka ( lom ) ataoko eo ambany ilay modèle-na porofo tokony ilainareo ra milaza izy oe (sabbs) na milaza izy oe (lom) mba ho itanareo Ilay izy
📩 Raha mila fanazavana bebe kokoa dia aza misalasala mandefa message privé 👍