01/07/2022
Miarahaba antsika rehetra e!
Efa miverina soa amantsara ny page.
Ampatsiahivina antsika hatrany fa ilaina ny manao vaksiny ho an'ny biby fiompy, indrindra fa ny miady amin'ny haromontana na ny "rage".
Mirary soa ho antsika mpiompy ary e!