26/08/2025
Ho antsika Imerintsiatosika sy ny manodidina efa ho avy ny croquettes pour chat et chien.efa hitanao ato amin'ny cabinet Vétérinaire koa ny karazana fanafody ho an'i biby fiompy tsika.aza misalasala manantona.
Cabinet Vétérinaire akaikin'ny CEG.