23/03/2026
Anisan'ireo zanaka alika kely nivoaka tato aminay izy ity
Texas sy Saphir no ray sy reniny, samy pedigree LOF/LOMADπ§πΆπ²π¬
Femelle izy ity, pedigree LOMAD, mbola tanora dia tanora raha ny taonany no jerena satria dia vao volana vitsivitsy izy izao, mbola tsy misasaka akory ny iray taona
Mankasitraka indrindra ny tompony tamin'ny fizarana sy fandefasana ny sary sy video ππππ
Mahavanona ary mirary soa hatrany