AQUA BSF - TANA

AQUA BSF - TANA ๐ŸŸ๐ŸŒฑ ๐ŸฆŸ
Nous sommes passionnรฉs par l'รฉlevage de larve de BSF et pisciculture durable et ร  tous les impacts positifs des ces activitรฉs sur l'environnement ๐ŸŸ๐ŸŒฑ๐ŸฆŸ

  โ˜บ๏ธ
01/05/2024

โ˜บ๏ธ

01/05/2024

Prepupe disponible ho an'izay hanomboka hiompy na hampitombo ny vokatra โ˜บ๏ธ

Misy hatrany ny prepupe sy pupe ho an'ireo tapa-kevitra ny hiompy BSF o โ˜บ๏ธ
08/04/2024

Misy hatrany ny prepupe sy pupe ho an'ireo tapa-kevitra ny hiompy BSF o โ˜บ๏ธ

Finaritra o !Maromaro isika no nanontany hoe mampanao ๐—ณ๐—ผ๐—ฟ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป ve ? Dia mba ahafahana mifanampy dia afaka manokana foto...
06/04/2024

Finaritra o !
Maromaro isika no nanontany hoe mampanao ๐—ณ๐—ผ๐—ฟ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป ve ? Dia mba ahafahana mifanampy dia afaka manokana fotoana izahay hanaovana izany formation izany ๐—ต๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐—ธ๐—ฒ๐—น๐˜† izay efa azo tamin'ny fiompiana azy ireto ๐Ÿ™‚

Koa izay liana dia afaka mifandray mivantana ao amin'ny afatra miafina na ny numรฉro : ๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿฐ ๐Ÿฒ๐Ÿญ ๐Ÿฑ๐Ÿฑ๐Ÿฌ ๐Ÿฐ๐Ÿฒ (๐— ๐—ฟ ๐—›๐—ฎ๐—ท๐—ฎ) ihany koa anomezana ny andinindininy rehetra (sarany, fotoana, ...) !

Mankasitraka !

30/03/2024

Miarahaba sy mankasitraka ireo mpanaraka ( followers ) vaovao ny pejy AQUA BSF - TANA ! ๐Ÿ™๐Ÿ™

Hassenein Micka El, Niaina AD, Nomena Nmnjnhr, Dauphin Richard, Ndriambola H. Ramanantsoa, Razanatahiry Logeant Yuri, Mose Strobe, Patrick'Alarson Abderemane, Dรฆล™ษ™iรฑษ™ Jฤ•ฤk, Hery Thina Tolonjanahary, Thierry Jean, Mamy Ramanantsoa, Jaozanaka Franรงois Patrick, Luc Randria, Jean David, Alex Parker, Abdou Maromiha, Fรคnรซvรฃ Sarรธbฤซdรฟ Fรฃnฤ™vรข, Claudia Nomenjanahary, Golden Farm

ฬchets

๐Ÿ“ฆ๐Ÿ“ฆ ๐—–๐—ผ๐—น๐—ถ๐˜€ ๐—ฝอŸ๐˜‚อŸ๐—ฝอŸ๐—ฒอŸ ho any Manakara izy ito ๐Ÿ˜Š ! Miaraka amin'ny fanampim-panazavana amin'ny fomba fiompiana azy ! Ho entin...
28/03/2024

๐Ÿ“ฆ๐Ÿ“ฆ ๐—–๐—ผ๐—น๐—ถ๐˜€ ๐—ฝอŸ๐˜‚อŸ๐—ฝอŸ๐—ฒอŸ ho any Manakara izy ito ๐Ÿ˜Š ! Miaraka amin'ny fanampim-panazavana amin'ny fomba fiompiana azy ! Ho entina hanombohana fiompiana larve de BSF ho anร  toeram-piompiana trondro hono izy ireto !

๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ary manome torolalana ho an'ireo izay nividy izany ihany koa izahay !

Mankasitraka hatrany ๐Ÿ™

๐—Ÿ๐—ฎ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ฒ๐˜€ ๐—ฑ๐—ฒ ๐Ÿ…‘๐Ÿ…ข๐Ÿ…• ๐˜€๐—ฒฬ๐—ฐ๐—ต๐—ฒฬ๐—ฒ๐˜€ (ho an'ny biby fiompy ๐Ÿ”๐Ÿท๐ŸŸ๐Ÿค๐Ÿ˜ฝ)Iza avy moa ilay nanontany ireo larves de BSF nohamainina teo ๐Ÿคฉ๐Ÿคฉ? Mb...
18/03/2024

๐—Ÿ๐—ฎ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ฒ๐˜€ ๐—ฑ๐—ฒ ๐Ÿ…‘๐Ÿ…ข๐Ÿ…• ๐˜€๐—ฒฬ๐—ฐ๐—ต๐—ฒฬ๐—ฒ๐˜€ (ho an'ny biby fiompy ๐Ÿ”๐Ÿท๐ŸŸ๐Ÿค๐Ÿ˜ฝ)
Iza avy moa ilay nanontany ireo larves de BSF nohamainina teo ๐Ÿคฉ๐Ÿคฉ?
Mbola misy disponible vitsivitsy ihany ...

> Manampy amin'ny ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฏ๐—ถ๐—ฏ๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐˜† ๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช
> Manana tahร na ๐—ฝ๐—ฟ๐—ผ๐˜๐—ฒฬ๐—ถ๐—ป๐—ฒ ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—น maherin'ny 40%

ฬchets

Page vao mbola miezaka kely ito dia efa misy mitady hi-pirate sahady ๐Ÿ˜“๐Ÿ˜Œ๐Ÿ˜›.Mila mitandrina hatrany mba tsy hi-click ny lie...
16/03/2024

Page vao mbola miezaka kely ito dia efa misy mitady hi-pirate sahady ๐Ÿ˜“๐Ÿ˜Œ๐Ÿ˜›.
Mila mitandrina hatrany mba tsy hi-click ny lien avy amin'itony notification tsy avy amin'ny facebook mivantana tahaka ireto amin'ny sary ireto isika !

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra antsika rehetra !

Address

Ambatobe
Antananarivo
00101

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:00
Tuesday 09:00 - 18:00
Wednesday 09:00 - 18:00
Thursday 09:00 - 18:00
Friday 09:00 - 18:00
Sunday 09:00 - 18:00

Telephone

+261346155046

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AQUA BSF - TANA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to AQUA BSF - TANA:

Share

Category