Centre Canin Mahazoarivo

Centre Canin Mahazoarivo Dressage, Éducation, Pensionnat et Élevage, Sociabilisation, Intervention +15 ans d'expérience ✅

29/07/2026
Encore au podium pour l' equipe du centre Canin Mahazoarivo pendant l' evennement MDS 2026 , merci pour Les juges et tou...
18/05/2026

Encore au podium pour l' equipe du centre Canin Mahazoarivo pendant l' evennement MDS 2026 , merci pour Les juges et tous les passions cyno

Ilazana izay tompony na mahafantatra ny tompon'ity Husky ity mba hiantso anay fa nisy nanatitra ato aminay izy , manodid...
06/02/2026

Ilazana izay tompony na mahafantatra ny tompon'ity Husky ity mba hiantso anay fa nisy nanatitra ato aminay izy , manodidina ny mahazoarivo , mandroseza , ambatoroka sns, aza adino ny taratasy fanamarinana fa anao le alika
0346884080 maître ZO

26/12/2025

Ho anareo manontany ny fiainanan ' ny alika manao pensionnat aty amin'ny Centre Canin Mahazoarivo dia toy izao :
_ Vao tonga ny alikanao dia misy controle veterinaire aloha vao afaka miaraka amin'ny namany
_ Ny journée milalao Sy manao ny socialisation samy zareo
_ Ny hariva kosa dia manana ny trano fatoriana zareo
_ Misy responsable manaramaso sy mijery ireo alika milalao ireo
Mila manao reservation mialoha anefa fa misy fetra ny alika raisinay , mankasitra antsika amin'ny fahatokisana hatrany 🙏🙏🙏

Address

Mahazoarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261346884080

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre Canin Mahazoarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Centre Canin Mahazoarivo:

Shortcuts

Share

Category