30/09/2024
Salama Tompoko.
Mampafantatra anareo izahay ato amin i Cabinet Vétérinaire Lysanel Malaza Andoharanofotsy fa tsy miasa ato aminay intsony i Ramatoa RAZAFIHARIMALALA Marie Julienne (Malala). Ity filazana ity dia apetrakay ho fialana andraikitra amin zay zavatra mety ho ataony any ambadika any amin'ny anaran'i Cabinet Vétérinaire Lysanel.
Misoatra indrindra tompoko.