12/08/2026
Misaotra anareo rehetra nandray anjara tamin'ireo Nounours Caniche kelintsika😍
Efa natao bye bye miaraka amin'ny fianakaviany vaovao avokoa izy rehetra 🐶
Aza adino fa mbola misy Labrador iray disponible sy Coton de Tuléar 🤍
Arao hatrany ny pejy
Dia amin'ny porté manaraka indray ny Caniche 🥰