La Vallée De La Paix

La Vallée De La Paix Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from La Vallée De La Paix, Pet Store, Anosipatrana, Antananarivo.

OTRAN’IZAO NY FIVOARANYMBOLA MINDRY FAMILLE VAOVAO IZYFEMELLE POIL LONG PEDIGREE LOMAD CONTACT : 034 94 749 08
26/08/2026

OTRAN’IZAO NY FIVOARANY
MBOLA MINDRY FAMILLE VAOVAO IZY
FEMELLE
POIL LONG
PEDIGREE LOMAD
CONTACT : 034 94 749 08

25/08/2026

ATAOVY MISE À JOUR RANGA RY DADARABE ZAY FADIFADY TANY A! TSY HAINAY IZAY TSY NIFANARAHANAREO TAMIN’NY KISOA SY ALIKA TANY DIA HOE NY TARANAKO TSY MIHINANKISOA TSY MIOMPY ALIKA, TSY LEEEE😭

TALATA GROBAKAMANALA MAIVANA Nambinintsoa Rasoanaivo
25/08/2026

TALATA GROBAKA
MANALA MAIVANA Nambinintsoa Rasoanaivo

24/08/2026

LE CLIENT ATO HONO BEDIN’NY VADINY RAHA HIVIDY ALIKA HOE LAFOBE ZANY HONO
DIA HOZY AHO HOE SOLOY ZANY VADY ZANY🤣😂

23/08/2026

MIREHITRA NY FAMANTARANA FA TSY MAHARAKA NY MPIVIDY ALIKA

Père : 🔥Yoga de la Légende de Feu🔥 📖 LALOMAD.1.BAL.0400- 🏆🥇CACS Mada Dog Show 2024🥇🏆- 🥇Best Mâle classe intermédiaire BA...
23/08/2026

Père : 🔥Yoga de la Légende de Feu🔥 📖 LALOMAD.1.BAL.0400
- 🏆🥇CACS Mada Dog Show 2024🥇🏆
- 🥇Best Mâle classe intermédiaire BAPL Mada Dog Show 2024
- 🥇Meilleur Mâle BAPL toutes classes confondus
- 🏆🥇Best of Breed (Meilleur de la race) BAPL Mada Dog Show 2024
- 🥈RCACIB Mada Dog Show 2025
Mère : ZARA de La Villa de Malaza 📖 LOM.1.BAL0229
- 🏆🥇CACS Mada Dog Show 2025🥇
- 🥈RCACIB Mada Dog Show 2025 Caractéristiques :
Sexe : Femelle
Poil : Long
Date de naissance : 25 mai 2026
Vaccination : 👌
Vermifuges : à jour Ok
Pedigree : LOMAD
Tel. 034 94 749 08

23/08/2026

VAO MAHITA ALIKA TSARA KARAKARA SY TOP DIA HOE IZA NY PARENTS AN’IO🙄😂

22/08/2026

EFA NANANDRANA TSY NIOPY ALIKA FA 1 TAONA IHANY ! TENA TSY METY

Efa nisy an’izao moa ko Nambinintsoa Rasoanaivo
21/08/2026

Efa nisy an’izao moa ko Nambinintsoa Rasoanaivo

Bonjour les amis!👋🥰😹Hampatsiahy ny ora fandraisana marary izahay!☺️SOS Vétérinaire Alarobia : 24h/24h, 7/7 afa-tsy ny Al...
20/08/2026

Bonjour les amis!👋🥰😹
Hampatsiahy ny ora fandraisana marary izahay!
☺️SOS Vétérinaire Alarobia : 24h/24h, 7/7 afa-tsy ny Alahady (mikatona entre 15h à 19h)
☺️SOS Vétérinaire Itaosy : 8h à 17h30 afa-tsy ny Alahady (mikatona midi)
Mirary soa sy fahasalamana an ♥️

Address

Anosipatrana
Antananarivo
101

Telephone

+261349474908

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Vallée De La Paix posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to La Vallée De La Paix:

Shortcuts

Share

Category