Pet House

Pet House Service pour animaux de compagnie et Animaux de rente

馃グ馃グ EDUCATION CANINE A LA PROPRET脡 馃グ馃グEfa akaiky ny fotoana e, Samedi 24 Janv, sy Dimanche 25 Janv 2026 no hanaovana ny fo...
23/01/2026

馃グ馃グ EDUCATION CANINE A LA PROPRET脡 馃グ馃グ

Efa akaiky ny fotoana e, Samedi 24 Janv, sy Dimanche 25 Janv 2026 no hanaovana ny formation.

Raha manana olana ianao amin'ny fanaovan'ny t么t么 maloto ao an-trano dia natao ho anao ity 馃槉.

Tena efa kely sisa ny toerana 馃槉 ka misorata ary anarana 馃槉馃槉

Tsy misy ohatran'ity intsony amin'ity taona ity fa ity ihany .

Ilay vokatra tadiavinao:

馃グAlika madio
馃グFianana milamina ianareo ao

Ny andro voalohany:

馃グHianatra ny toetoetran'ny alika isika miaraka amin'ny methode mifanaraka amin鈥檔y taonany

Ny andro faharoa :

馃グ Ahoana kosa ny fomba fihainony anao dia inona no ataonao?

Lesona azo ampiarina fa tsy th茅orie be akory 馃槉

Tena efa vitsy kely sisa ny toerana fa izay tonga aloha ny tafiditra amin'ilay ambiny ao.馃槉

Tarif : 35 000 ar au lieu de 90 000 ar (prix de lancement)

Vao mifoha ianao ,kay efa feno maloto ny trano 馃檪. Vao vohidinao amin'ny toerana iray izy dia efa fety be izay izy ao 馃榿He...
21/01/2026

Vao mifoha ianao ,kay efa feno maloto ny trano 馃檪.

Vao vohidinao amin'ny toerana iray izy dia efa fety be izay izy ao 馃榿

Henonao misy fofom-pofona ao an-trano,kay ry t么t么 efa namely tany ambany fandriana 馃槉

Nobedesinao izy nefa vao maika ataony ilay fanaovana maloto erakin'ny trano e 馃榿

Nga ianao rehefa mampianatra azy misy rarahiny anao e,tsy henoiny akory 馃槉

Vao omena sakafo kely,vao tsy entina manao promenade dia efa otrany ireny manao valifaty amin'ny fanaovana maloto ao an-trano?

Iza koa no mbola mahita? Inona ny sedra hiainanareo any an-tokantrano any?

Raha mitady vahaolana ianao dia andao hanatrika ny formation en ligne ny 24/25 janvier 2026 馃グ馃グ mba hampirindra tsara ny fiainanareo ao 馃檪, 1h30 isan'andro mandritra an'ity farany herinandro ity no alaina aminao,entina hanovana ny fiainanareo ao. Izahay mino fa tianareo izy dia ny mahasoa azy no antony hianaranareo. Na firy na firy ny alikanao dia afaka mianatra foana satria formation des propri茅taires izy ity ka ianareo no mampiatra avy hatrany avy eo.

Ao aorinan'izay dia misy suivi individuel offert, izay atao en ligne ihany koa, fa ianareo no mangataka rendezvous izay mety aminareo. Ny suivi kosa dia na 5 aza ny alikanareo dia ho jerena tsirairay ny momba azy 馃槉.

Ary ny momban'ny fotoana dia na 16h 脿 17h30 na 19h 20h30 no safidinareo. Ary izay lera nosafidinareo dia tsy miova intsony 馃槉馃槉.

Ka inona ary no hiandrasana 馃槉amboary ny fotoana, misorata anarana fa ny place limit茅 moa ny andro efa akaiky 馃檭.

Tsy hisy an'ity intsony amin'ity taona ity fa indray mandeha ihany satria dia lohahevitra hafa indray no jerentsika amin'ny manaraka 馃槉.

Tarif: 35 000 ar au lieu de 90 000 ar (prix de lancement)

LIQUIDATION Vitsivitsy sisa no isan'ireto ato ka izay no hanaovana liquidation azy 馃檪Manana choix de couleur tsara ianare...
21/01/2026

LIQUIDATION

Vitsivitsy sisa no isan'ireto ato ka izay no hanaovana liquidation azy 馃檪

Manana choix de couleur tsara ianareo sy arakin'ny habeny tianareo.

Na mimi na t么t么.

1. Gamelle simple pm鉂わ笍馃檪

13,5 * 8,5 cm: rose,saumon (2 pi猫ces)

4 700 ar au lieu de 8 000 ar

2. Gamelle double vert pm 馃グ鉂わ笍 (4 pi猫ces)

4 900 ar au lieu de 10 000 ar

22 cm de longueur et 8 cm de diam猫tre

3. Gamelle double GM馃槏馃檪 (orange : 1 pi猫ce)

8 900 ar au lieu de 10 900 ar

25 cm de longueur, et 13 cm de diam猫tre

4. Gamelle simple GM馃グ馃槝 (4 pi猫ces: 3 saumon, 1 bleu)

20 cm de diam猫tre

3 saumon, 1 bleu

15 900 ar au lieu de 19 900 ar

Raha misy tsy mazava dia afaka manontany tsara amin'ny mp ianao. Raha tonga dia hividy kosa afaka manao jp+article en commentaire dia ho avy izahay hiresaka aminao 馃檪

034 27 963 05

馃檪馃檪MANAO MALOTO ERAKIN'NY TRANO NY ALIKAKO 馃檪馃檪Efa ho 6 taona izay no nisianay fa anisan'ny tena mampitaraina anareo ty fan...
19/01/2026

馃檪馃檪MANAO MALOTO ERAKIN'NY TRANO NY ALIKAKO 馃檪馃檪

Efa ho 6 taona izay no nisianay fa anisan'ny tena mampitaraina anareo ty fanaovan'ny t么t么 maloto erakin'ny trano ity 馃檪

Ary izay no nahatonga anay nanapa-kevitra hampianatra satria hita fa tena mijaly anareo 馃檪

Na alika efa lehibe dia mety foana fa izany hoe efa tsy comportement normal intsony izany fa manana trouble comportemental izany ny alikanao . Ary amin'io fotoana io no hanazavanay azy hoe inona avy no option afaka ataonao 馃槉

Raha mbola kely kosa dia normal izany satria manao comportement zazakely ilay t么t么 ka dieny mbola kely dia efa ampianarina manao madio izany izy. Amin'io fotoana io ihany koa no hanorohanay azy anao.

Efa natao weekend ny andron'ny formation mba ho afaka isika ary natao vague roa mba ahafahanareo misafidy fotoana.

24/25 janv 2026:

16h 脿 17h30
19h 脿 20h30

Izay fotoana safidinareo voalohany dia iny ihany hatramin'ny farany.

Ary ao aorinan'ny fampianarana sy efa avy mampihatra lesona ianareo dia afaka maka rendez-vous amin'izay amin'ny suivi individuel. 馃グ

Vao 1猫re 茅dition moa ity ary indray mandeha isan-taona ihany no misy.

Tarif : 35 000 ar au lieu de 90 000 ar (prix lancement)

馃槏馃槏MANAO MALOTO ERAKIN'NY TRANO NY ALIKAKO馃槏馃槏Tena mpahazo antsika matetika mihitsy ity ary mampitaraina ny maro. 馃Ξ馃惥Misy en...
15/01/2026

馃槏馃槏MANAO MALOTO ERAKIN'NY TRANO NY ALIKAKO馃槏馃槏

Tena mpahazo antsika matetika mihitsy ity ary mampitaraina ny maro. 馃Ξ馃惥

Misy eny an-dakozia, misy eny am-pandriana, misy any anaty armoire, any anaty kiraro, any amin'ny tsy hita maso any an-trano any 馃榿馃檲 sady amin'ilay tsy hita atao ahoana izy rehefa tratra e 馃槈

Vidiana ny liti猫re, nokapohina... fa eeee....tsisy fiovana e, vao may aza ataony 馃檪 ary indrindra rehefa avela irery ao an-trano dia vao may tena andihiziny mihitsy 馃檲

Fantatrao ve hoe firy taona ny alikanao? Ahoana no fomba firesahanao aminy amin'io zavatra ataony tsy tianao io, resahanao tsotra ve sa bedesina sa kapohina? Misy m茅thode tokony hianarantsika ahafahantsika mitaiza azy ara-dal脿na. 馃槉

Hiaraka hianatra isika amin'ny 24 sy 25 Janv 2026 馃檪. Adiny iray sy sasany isan'andro ihany no alaina aminao hianarana, hanovana ny fiainanareo ao 馃槈 any e?

En ligne ihany no mianatra dia 2 vagues izy io dia misafidy lera tianao ianao hoe ilay 16h 脿 17h30 sa ilay 19h 脿 20h30.

Inona amin'ireo no mety aminao ary e馃檪. Ary ao aorinan'ilay fiofanana dia misy suivi personnalis茅 ny t贸t么 anao. Io ny tena cadeau satria dia ho jerena akaiky ny fomba nampianaranao azy sy ny fanitsiana azy 馃槈馃槉

Ka inona no andrasana fa ataovy ny inscription ary obligatoire io satria place limit茅 ary mbola tsy fantatra indray hoe roviana no misy toy izao 馃檪

Ndao ary oooo

034 27 963 05

馃槏馃槏GRATUIT 馃槏馃槏Omena maimaim-poana 馃檪Raha nanaraka ny pejy ianareo dia tatoato izahay manao fizarana gratuitement, tsy fizar...
14/01/2026

馃槏馃槏GRATUIT 馃槏馃槏

Omena maimaim-poana 馃檪

Raha nanaraka ny pejy ianareo dia tatoato izahay manao fizarana gratuitement, tsy fizarana gratuitement ihany fa promotion, liquidation....etc 馃槉

Fifaliam-po izy ity dia hanome an'ity Shampooing canidou ity izahay. Shampooing manala parasy sady manala kongona, mety amin'ny alika manomboka amin'ny 8 semaines馃槏, mety ho an'alika rehetra 馃槏

Tsy manao 馃惥Livraison 馃惥fa r茅cup茅ration Analamahitsy.

Ny condition ahazoanao azy dia abonneo ny page dia manao commentaire mandresy lahatra anay fa tokony omena anao ity shampooing ity. 馃槈馃槏

Ndao ary o 馃Ξ馃Ξ

14/01/2026

Misy mihitsy ireny alika tsy mahay mahita vavahady misokatra ireny 馃檪

Dia izay no nampianarina teto,mba tsy hitsoriaka lava amin'ity vavahady misokatra ty.馃槉

Tena mahafinaritra mahita azy rehefa voapita ny lesona. 馃槏

Tsy ho an'ny Coton irery ihany akory izao fa mety amin'ny alika rehetra.

Dressage pour chien raha hijery astuce na ny asa vitanay nandritra an'izay 5 taona izay.

pour chien raha hijery momban'ny toilettage sy ny manodidina izany

house conseil raha misy conseil maeo tianao ho jerena

Arabaina Randria Soa nahazo an'ilay shampooing antipuce canidou maimaim-poana 馃檪馃檪. Izy indray moa no voasafidin'ny ekipa ...
21/12/2025

Arabaina Randria Soa nahazo an'ilay shampooing antipuce canidou maimaim-poana 馃檪馃檪. Izy indray moa no voasafidin'ny ekipa tamin'ity fizarana ity.

Araho tsy tapaka ny pejy fa ho avy foana ny fizarana maimaim-poana 馃グ馃グ

Dia aza adino ny mi abonner ny page sy manao commentaire mahasarika ny ekipa dia ahazo loka maimaim-poana ianao.

Mirary soa daholo o

15/12/2025

Izao no marika fa afaka atao dressage daholo ny karazan'alika 馃檪

Tsy mifidy io na alika gasy hoy isika na coton de Tul茅ar na Cane Corso na Amstaff na Samoy猫de...mbola misy karazany maro tsy voatanisa 馃檪馃檪

Ireo alika ireo dia samy manana ny b锚tise keliny avokoa dia izay no hampianarana azy.

Ao amin'ny Dressage pour chien raha te ahita fizarana matetika momban'ny Dressage.

11/12/2025

Tsy voatery eny amin'ny tamboho akory fa mba nasiana obstacle kely izy teo.

Motif de dressage tsy voatery ilay assis sy couch茅 ihany fa raha manana olana amin'ny fitaizana dia afaka soamantsara ampianarina, indrindra ireo mpivoaka amin'ny vavahady matetika ihany koa 馃檪

PROMOTION 馃グ馃グEfa elaela izay isika tsy nisy promotion. 馃グ Shampooing petica parfum vanille 400ml馃グShampooing petica antipuc...
09/12/2025

PROMOTION 馃グ馃グ

Efa elaela izay isika tsy nisy promotion.

馃グ Shampooing petica parfum vanille 400ml

馃グShampooing petica antipuce parfum pomme 400ml

Misy efa nampiasa?

Raha mbola tsy nampiasa dia aza misalasala manantona anay amin'ny mp.

1 achat: 8 000 ar

2 achats: 15 000 ar

3 achats: 20 000 ar

Izay safidinao amin'izy roa ireo mety foana.

Ataovy amin'ny commentaire jp+article dia ho avy izahay hanantona anao 馃檪

馃グ馃グGRATUIT 馃グ馃グAndao amin'izay ary isika hilalao e 馃檪馃檪Manana t么t么, be parasy? Misy kongona T么t么 mihoatra ny 8 semaines?Ndao ...
09/12/2025

馃グ馃グGRATUIT 馃グ馃グ

Andao amin'izay ary isika hilalao e 馃檪馃檪

Manana t么t么, be parasy? Misy kongona

T么t么 mihoatra ny 8 semaines?

Ndao ary hanoratra commentaire mahafatifaty be, fa izao commentaire mandresy lahatra fa ilainao tokoa ity shampooing ity ho an'ny t么t么 anao. 馃槏馃槏馃槏

10 000 ar ny vidiny fa omenay MAIMAIM-POANA ho anareo, canidou anankiray izay hita fa tena mila azy.

R茅cup茅ration ihany izy ity (Analamahitsy Sampanana na Analamahitsy Bassin)

Efa nahazo manko teo ny mimi dia aleo mba ahazo indray ny t么t么 sa ahoana?

Ndao ary e

Address

Antananarivo

Telephone

+261343938162

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pet House posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category