Madaquatic

Madaquatic choisissez sur place les poissons de vos rêves !

Depuis 2023 nous vous offrons avec joie et professionnalisme une expérience unique sur l aquariophilie, bassins etc...
🌼 tout sur les poissons exotiques 🐠, ornements, accessoires 💡, substrats 🏝️ nourritures 🐡et plus...🪸

034 76 995 16

Plantes aquatiques 🌱 🌿 Disponible 15.000 ar ny toofa 😍Pogostemon Octopus 🐙Mora tezaina be mintsy. Althernanthera 🍒Mila j...
17/06/2026

Plantes aquatiques 🌱 🌿
Disponible 15.000 ar ny toofa 😍

Pogostemon Octopus 🐙
Mora tezaina be mintsy.

Althernanthera 🍒
Mila jiro mazava tsara.

Hcc 🟩
Mora tezaina be manao tapis.

Livraison samedi 🗓️
Confirmation mp 📨
0347699516 📱

15/06/2026

Vaovao mahafinaritra 👌 lasa calme sy nie tsara ny fahasalamany 💯
En voie de rétablissement ary dans 3 jours mody aminizay 👏 🏡
Avereniko ihany azo sitranina tsara ary misy fanafody 💊 aza endrasana tara loatra fotsiny 🙏

14/06/2026

Fomba fampiasana sy ny vokatra azo avy @ Anti - algues 🦎🌱

👉🏼 Tsy vitan'ny oe manala algues fotsiny ito produits ito fa sady misy antifongique ihany koa anatiny ☺️
Mety atao tsara @ aquarium sy dobo kelikely ✨
Tsy toxique ho an'nytrondro kely sy ny crevette 🦐

🎊 Rehefa maty ny algues dia ilaina atao tsara ny filtration ,hisivana sy hitroka ny loto rehetra
👩🏼‍🌾🕵🏼‍♀️

Manana karazana filtre maro zahay🤠 manasa anareo andalo magasin ary sady hijery ny Resultat ny rano ato antsena ato koa oe manao ahoana ny rendu any 🥰

Mivoha izay androany ety anosivavaka atraminy 3 ariva😉☀️Ai kay misy tsara be ireto vonikiazo Anthurium ireto an 😲 nature...
14/06/2026

Mivoha izay androany ety anosivavaka atraminy 3 ariva
😉☀️
Ai kay misy tsara be ireto vonikiazo Anthurium ireto an 😲 naturel daoly ireo 🌿🌷

13/06/2026

Mission kely 🧑‍⚕️ ❤️‍🩹 , tsy maintsy sitranina fa tiany ilay client be de tsy foiny 😊
Zao ny endriky ny point blanc ❕
Azo sitranina tsara raha mbola tsy tara ary misy fanafody💊

Parasite izy io ary mora mifindra be mintsy sady tsy hita @ stade voalohany ka trondro infected 1 dia afaka mamono ny bac manotolo 😩

Nb: alohany ny hividy trondro dia jereo oe azo antoka tsara ve? Professionel ve? Passionné ve sa maika ny ivarotra fotsiny?

Farany, ny trondro aty aminay garantie tsisy parasite sy aretina. Ye mihinana atraminy ody kankana ny anay na ny koi sy comète arany 😂

Mirongatra be ny point blanc sns @ zao mangatsiaka izao!Ito ny fanafodiny. ​🧪 Bleu de Méthylène : L'indispensable de vot...
13/06/2026

Mirongatra be ny point blanc sns @ zao mangatsiaka izao!
Ito ny fanafodiny.
​🧪 Bleu de Méthylène : L'indispensable de votre pharmacie d'aquarium.
​Points blancs, pourriture des nageoires, moisissures... Ne laissez pas l'inconfort s'installer. Cette solution globale traite efficacement les 6 maladies les plus fréquentes des poissons d'ornement.
​✅ Simple d'utilisation
✅ Action rapide
✅ Sécurité : Une bouteille d'avance suffit pour parer à toutes les urgences !
​🛒 Commandez le vôtre dès aujourd'hui pour garantir la santé de vos bassins et aquariums.
Contact 0347699516 📞😊

13/06/2026

Efa akaiky koa ny fête des pères 🗓️ mila midongy itsika 🎁😆

Régulateur d'oxygène dispoAfaka reglena sy equilibrena debit 🚰
10/06/2026

Régulateur d'oxygène dispo
Afaka reglena sy equilibrena debit 🚰

09/06/2026

Guppy Collection 🏆
Blue metal snake skin 🎸 💙

💎 10 pcs dispo
💎 Juveniles
💎 30.000 Ar 💥
💎 Matanjaka be tsy mila chauffage

Contact WhatsApp 0347699516
Mp aingana 🎉

09/06/2026

Irero indray ary ny arrivage manaraka 🌹
🌟 Juvenille daoly 🌱
🌟 Full red snake skin ❤️
🌟 8 disponible
🌟 30.000 Ar 💥
📞 0347699516 na mp 📥

Address

Anosivavaka , Ambodivonikely, Rue Jean Paul 2 , En Face Danube à Côté De La Pharmacie Gisèle
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madaquatic posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share