Ruchers SOA.promiel

Ruchers SOA.promiel Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ruchers SOA.promiel, Manakara, Antananarivo.

Tombony ho anao rehefa manjifa ny vokatra vokarin'ny Orin'asa SOA.Promiel- manjifa RANOTANTELY @ kalitao tsara indrindra...
05/10/2022

Tombony ho anao rehefa manjifa ny vokatra vokarin'ny Orin'asa SOA.Promiel
- manjifa RANOTANTELY @ kalitao tsara indrindra( Voalohany i Manakara eo @ kalitaon'ny ranotantely)
- matoy tsara ny tantely vokarintsika ( nampiaiky ireo mpitsidika tao @ FIA na FOIRE INTERNATIONALE DE L'AGRICULTURE izany satria dia cadre efa mirakotra tsara( 100% operculé ) no hakana maminy
- fantatrao tsara ny momba ny tantely jifainao: fiaviany, karazany, fotoana nakahana azy, fitsirihana ataon'ny vétérinaire, toetoetrany
FEHINY : NY TANTELY AZO ANTOKA DIA AVY AMIN'NY MPIOMPY AZO ANTOKA
Aza misalasala aza e: ho anao tara t@ miel de litchi teo , ataovy ny commande fa @ asabotsy izao indray izahay no haka vokatra
Tsy miova ny prix : 20.000ariary /litre
Livraison possible : frais bus ( TANA)
CONTACT : 034 80 984 34
Afaka mandefa en gros ihany koa

Address

Manakara
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ruchers SOA.promiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share