12/03/2023
🔴ALERTE
Dia mikarakara Evenement Hoany Daholo Be ato anatin'ny Tontolo Ny alika,izay hanasana anareo rehetra manana alika sy Mpankafia alika ary Tsy Mifidy Racen'alika Na dia Alika Tsy Race aza
Manaraka izany koa dia Hafaliana Hoan'ny Nine k9 Madagascar. Ny Miara miasa aminy sy Voninahitra hoanay ny Fiantsoana azonay avy aminy...
Rehefa Evenement Hoe Misy ny Nine K9 dia efa Mahahalala ianareo Fa hafinaritra izay ny show miaingia ao
Misy tombotsoa maro dia maro Hoanareo io andro io ka Hanasana anareo Rehetra Hoavy fa Maro ny Zavatra hatao amin'io toa Ny
de Beaute
se Dressage(misoarata anaraba dieny izao any amin'ny Ranto Six ianareo izay vonona hahafahana mandamina ny Programne sy ny rehetra raha maro ianareo)
par Race
Maro ny Tsy Voalaza fa mety Ho surprise hoanareo amin'io andro io ka Efa sorato anaty Diary sahady aza fa ny 2 Avril dia efa voafandrikia fa Hiaraka isikia
dia tsy Manavaka fa miaraka miasa amin'ny Rehetra ary vonona hanome Ny conseil sy Strategikia hoantsikia izay mikiasa hanomana Hetsikia ihany koa
" La Perfection en Choix"