Eleva Shop

Eleva Shop Vente de produits fermiers

Mbola misy hatrany ny tantely pur letchi amin'ny vidiny 19000Ar/L. Vokatra azo antoka 100%. Récupération : Ambodivonkely...
14/12/2025

Mbola misy hatrany ny tantely pur letchi amin'ny vidiny 19000Ar/L. Vokatra azo antoka 100%. Récupération : Ambodivonkely Ambohimanarina. Manao livraison eto Antananarivo. Contact 0349126294.

Maro no efa afa-po tamin'ny Tantely Pur Litchi fa aza tara. 19000Ar ny Litre. Azo antoka 100%. Alaina Ambodivonkely Ambo...
28/11/2025

Maro no efa afa-po tamin'ny Tantely Pur Litchi fa aza tara. 19000Ar ny Litre. Azo antoka 100%. Alaina Ambodivonkely Ambohimanarina na atao Livraison any aminao. Noho ny fangatahan'ny maro dia azo alefa colis any amin'ny faritra (misy fepetra). Contact 0349126294.

Mbola misy hatrany ny Tantely Pur Litchis (Manakara) amin'ny vidiny 19000Ar/L. Azo antoka 100% 👌 Récupération : Ambodivo...
24/11/2025

Mbola misy hatrany ny Tantely Pur Litchis (Manakara) amin'ny vidiny 19000Ar/L. Azo antoka 100% 👌 Récupération : Ambodivonkely Ambohimanarina. Manao livraison eto Antananarivo. Contact : 0349126294.

Vokatra natoraly 100%. Tantely pur litchis (Manakara) 19000Ar/L. Récupération Ambohimanarina. Manao livraison eto Antana...
17/11/2025

Vokatra natoraly 100%. Tantely pur litchis (Manakara) 19000Ar/L. Récupération Ambohimanarina. Manao livraison eto Antananarivo. Contact 0349126294.

Vokatra mahasoa 👉 Tantely pur litchis (Manakara) 19000Ar/L 👈 Récupération Ambohimanarina. Manao livraison eto Antananari...
16/11/2025

Vokatra mahasoa 👉 Tantely pur litchis (Manakara) 19000Ar/L 👈 Récupération Ambohimanarina. Manao livraison eto Antananarivo. Contact 0349126294.

Indro àry ny vokatra e ! Vary Gasy 3200Ar/kg na 160000Ar/sac 50kg. Alaina Anosivavaka Ambohimanarina fa manao livraison ...
31/05/2025

Indro àry ny vokatra e ! Vary Gasy 3200Ar/kg na 160000Ar/sac 50kg. Alaina Anosivavaka Ambohimanarina fa manao livraison eto Antananarivo ihany koa ka alefaso ary ny commande, contact 0349126294 na 0349368447.

5 mois après 😍 Koï, carpe royale. . .
26/06/2024

5 mois après 😍 Koï, carpe royale. . .

Araky ny fangatahan'ny maro dia efa misokatra ny Eleva Shop Anepoka, revendeur agréé LFL, mivarotra ireo provende (sakaf...
08/10/2023

Araky ny fangatahan'ny maro dia efa misokatra ny Eleva Shop Anepoka, revendeur agréé LFL, mivarotra ireo provende (sakafom-biby) LFL rehetra izay ilainao. Tongava mitsidika ô!!

Vaovao mahafaly ho antsika mpiompy eto amin’ny District Andramasina sy ny manodidina. Tonga eto amintsika ireo PROVENDE ...
28/08/2023

Vaovao mahafaly ho antsika mpiompy eto amin’ny District Andramasina sy ny manodidina. Tonga eto amintsika ireo PROVENDE LFL. Tongava mitsidika ny tsena Eleva Shop eto Andramasina tampo-tanàna fa hahazo PRIX SPECIAL.
Fanampim-baovao atsoy avy hatrany ny 034 93 684 47,
FIVONDRONANA Andramasina miaradia ZANAK'AMBOHIMIADANA ,ANDRAMASINA 106MADAGASCAR & Belokoho & ny manodidina Zanak'ANDRAMASINA Alatsinainy Bakaro(Groupe) ZANAK'AMBOHIMIADANA ANDRAMASINA sy ALAROBIA VATOSOLA ary manodidina Zanak' Ambohimiadana Andramasina miray hina ♥️ Zanak'i MANGABE (District Andramasina) Zanak'Alatsinainy Bakaro Alarobia Vatosola Andramasina

Coucou daholo isika eto FIVONDRONANA Andramasina miaradiaô!!!!
28/08/2023

Coucou daholo isika eto FIVONDRONANA Andramasina miaradiaô!!!!

Fampiofanana MAIMAIMPOANA no ndao hamaranantsika ity volana ity miaraka amin'ny AGRIVET ary e !

👉 Lohahevitra : FAMBOLENA SY FIKARAKARANA NY VOLY AVOTRA
👉 Toerana : Tranom-pokonolona Andramasina
👉 Daty : Alakamisy 31 aogositra 2023
👉 Fotoana : manomboka amin'ny 9 ora ka hatramin'ny 11 ora Hilazao ireo namana dia ndao hiara-hiofana !

28/08/2023

Fampiofanana MAIMAIMPOANA no ndao hamaranantsika ity volana ity miaraka amin'ny AGRIVET ary e !

👉 Lohahevitra : FAMBOLENA SY FIKARAKARANA NY VOLY AVOTRA
👉 Toerana : Tranom-pokonolona Andramasina
👉 Daty : Alakamisy 31 aogositra 2023
👉 Fotoana : manomboka amin'ny 9 ora ka hatramin'ny 11 ora Hilazao ireo namana dia ndao hiara-hiofana !

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261349368447

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Eleva Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Eleva Shop:

Share