Soatiko.Store

Call Directions

Soatiko.Store Mivarotra holatra fihinana, fitaovana ara-pambolena holatra, atody fanotrika, atody fihinana, sns...

28/10/2026

Tsy voatery manana salle ngezabe sy manara-penitra bé vao afaka mamboly champignons

Izay efitra sy trano hananao ao aloha ampiasaina

Ity Zao ny anay no salle d'incubation 🍄

Eto ny ballot efa vita lardage dia miandry azy ho feno tanteraka , izany hoe miandry ny mycéliums hianaka tanteraka ao anatin'ny substrat

Amin'ny Sabotsy 31 octobre izao ny vague formation manaraka izay liana amin'ity fambolena ity

25/10/2026

Tsy mila kiraina bé intsony ohatry ireny holatra an'ala ireny anie ireto holatra ireto vao azonareo andrahoina e!

Tsotra Kely... Vahana ny barquette de tetehana avy hatrany ny holatra de handrahoina amzay hitiavana azy

Iza avy no efa nahandro azy?

19/10/2026

Foire Mahatsangy SABOTSY NAMEHANA

Efa am Alakamisy Zao le fotoana an! Hatram Alahady izao hoan'izay tsy afaka andavanandro

17/10/2026

Aza misalasala manontany izay te icommande champignons an!

Izay te hanao formation ihany koa! 31 octobre ny vague manaraka

14/10/2026

😍5e Anniversairen'i Soatiko Farm😍

Gâteaux manjakely 🥰🫰🍄

Misaotra betsaka an'i Johanna fa tena nivoaka be le gâteaux

13/10/2026

Tsy voany no ampaniriana rehefa hamboly holatra fa Mycélium

Ity no vokatr'ilay étape voalohany indrindra am fambolena holatra, Ilay atao hoe clonage

Teto izao aho nahita vokatra 100% sur Boîte de Pétri 😍🫰 , zéro contamination

Raha mahaliana anao hoe otrany ahoana tsara Ilay fambolena holatra de andao hianatra aty aminay

31 octobre ny vague manaraka, misy cours en ligne koa izay tsy afaka manatrika mivantana

09/10/2026

Tsy mitovy anana na legioma hafa ny mamboly holatra

Mila fikarakarana manokana ary miavaka ny fambolena holatra

Eto izao isika dia manao clonage

Raha mahaliana anao izany atao hoe clonage izany de asaiko ianao hanatrika formation fa any isika mandalina bébé kokoa
🗓️ 31 octobre ny formation manaraka, manoràta anarana mialoha ary o, voafetra ny toerana an !

☎️ 034 42 247 72 na mp

Rendez-vous manaraka amin'ity foire ity22/23/24/25 octobre 2026Hoan'ireo izay te ahita mivantana champignons maniry amin...
07/10/2026

Rendez-vous manaraka amin'ity foire ity
22/23/24/25 octobre 2026

Hoan'ireo izay te ahita mivantana champignons maniry amina substrat 🍄🥰

Afaka mividy champignons atao laoka koa izay te hividy

Raisinay eny koa izay te hisoratra anarana hanao formation!

Address

Sabotsy Namehana
Antananarivo
103

Opening Hours

Monday 06:00 - 17:00
Tuesday 06:00 - 17:00
Wednesday 06:00 - 17:00
Thursday 06:00 - 17:00
Friday 06:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 10:00 - 17:00

Telephone

+261347453714

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soatiko.Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category

Nearby pet stores & pet services