Tuléar 601

Tuléar 601 🥷🏴‍☠️

01/06/2026

🥷

🔥
31/05/2026

🔥

CAMT VOUS PRÉSENTE

💥 COURSE MOTOCROSS Amateur 💥

🏆 Coupe de l'Indépendance 🏆

📍 Andaboy City

📅 23 juin 2026
À 12h déjà sur piste

🔥 Deuxième édition de l'année 🔥

🏍️ Pour les passionnés de moto, venez démontrer votre talent et votre maîtrise de la piste !

👥 Pour les amateurs de sensations fortes et les spectateurs, venez nombreux assister à un spectacle exceptionnel dans une ambiance riche en adrénaline ! 😱💥

💫 Inscrivez-vous à la page Facebook CAMT

🤝 Nous sommes unis par une passion commune : la moto.

🏍️CAMT – Club ANDRARANGY Motard de Toliara.

16/05/2026

🥷🥷

06/05/2026

Hoy i Tania Randrianirina :

"Mangataka amin'ny Kolonely Michaël aho mba hanangana io sarivongana alimo io eo afovoan-tanànan'i Nosy Be."

Sary IA fanehoana.

04/05/2026

😆

04/05/2026
03/05/2026

😆😆

01/05/2026

🛑𝗟𝗔𝗩𝗔𝗡𝗜𝗟𝗔: 𝗡𝗢𝗙𝗢𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗟𝗔𝗬 𝟰 𝗗𝗢𝗟𝗔𝗥𝗔 𝗜𝗦𝗔𝗞𝗬 𝗡𝗬 𝗞𝗜𝗟𝗔𝗢 𝗡𝗔𝗟𝗔𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗡𝗩

🎯35 Tapitrisa dolara ny vola ao anatin’ny CNV na ny Conseil National de la Vanille amin’izao, izay nalaina tamin’ireo mpandraharaha mpanondrana.

👉Nofoanan’ny filoha izany ilay fakana 4 dolara isaky ny kilao nalain'ny CNV nandritra ny fihaonany tamin’ireo vahoaka tany Antalaha.

👉Niova ho “Alliance pour la Vanille de Madagascar” CNV na ny Conseil National de la Vanille teo aloha.

👉Efa nisy ny vinavinan’ny mpitondra hampiasana azy tahaka ny fanamboarana seranam-piaramanidina, maison de la vanille ary làlana makany ambanivohitra misy lavanila.

👉Nisy ihany koa ankilany ny fakan-kevitra natao tamin’ny mponina ny amin’ny hampiasana azy tao anatin’izany izay mbola mizarazara. Isan’izany ny hividianana ny vokatra lavanila ao an-toerana

👉Hirosoan’ny fitondrana ankehitriny ny fanarenana ity sehatra ity raha ny nambaran’ny filohan’ny fanavaozana.

👉Nitombo ihany koa ny isan’ireo mpandraharaha nahazo ny fahazoan-dalana hivarotra lavanila izay miisa 324 raha 90 izany teo aloha.

Adresse

D15
Saint-Augustin
77515

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Tuléar 601 publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager