Shop tsara fia

Shop tsara fia Ventes de produits animalerie

Araho hatrany ny page Shop tsara fia
18/09/2026

Araho hatrany ny page Shop tsara fia

𝗔𝗼 𝗱𝗮𝗵𝗼𝗹𝗼 𝘃𝗲 𝗼 ? 🥳
Misy zavatra vaovao be nokarakarainay ho anareo indray ity fa aza miala lavitra intsony !

Inona ary ilay izy ? 🤔 Aiza no hitondranay anareo ? Ary indrindra... Inona ny zavatra ho hitanareo ?

Tsy vokatra vaovao - Tsy formation - Tsy publication mahazatra 🤫

Fa... tsy ho lazainay aloha 🤭
Dia amin'ny 𝗦𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝟭𝟵 𝗦𝗲𝗽𝘁𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 izao ny fotoanantsika voalohany

Miandry anareo ho vory tsara izahay, ka teneno dieny izao ny namana tsy mbola mpanaraka ny pejy sao taraiky any 😉

𝗔𝗥𝗕𝗜𝗢𝗖𝗛𝗘𝗠 𝘀𝘆 𝗔𝗖𝗧𝗜𝗩𝗢 – 𝗠𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝗶𝗸𝘆 𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻𝘆 🌱

23/03/2026
🐖 TONGA ETO AMIN’NY SHOP TSARA FIA MANGARANO !Efa misy izao ny PROVENDE FINIE ho an’ny KISOA✔️ Démarrage – ho an’ny kiso...
18/03/2026

🐖 TONGA ETO AMIN’NY SHOP TSARA FIA MANGARANO !

Efa misy izao ny PROVENDE FINIE ho an’ny KISOA

✔️ Démarrage – ho an’ny kisoa mbola kely
✔️ Croissance – manampy amin’ny fitomboana tsara
✔️ Finition – manampy hahazo kisoa matavy sy tsara kalitao

👉 Sakafo tsara kalitao manampy ny kisoa hitombo haingana sy salama.

📍 Shop tsara fia Mangarano
📞 038 08 115 70

🐔 PROMOTION – Fitaovana ho an’ny fiompiana akoho 🐔     🛒Mangeoire 🔴 3 Kg – 10 000 Ar🔴 6 Kg – 15 000 Ar✔️ Mahazaka sakafo...
17/03/2026

🐔 PROMOTION – Fitaovana ho an’ny fiompiana akoho 🐔

🛒Mangeoire

🔴 3 Kg – 10 000 Ar
🔴 6 Kg – 15 000 Ar

✔️ Mahazaka sakafo tsara
✔️ Mora ampiasaina
✔️ Mety amin’ny fiompiana akoho (poulet de chair na akoho gasy)
📍 Hita ao amin’ny Shop tsara fia Mangarano – Toamasina
☎️ 038 08 115 70

🔥🐔 𝐄𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎 𝐁𝐄      𝐏𝐑𝐎𝐕𝐀𝐍𝐃𝐘 𝐀𝐂𝐓𝐈𝐕𝐎  - 𝐅𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐎𝐅𝐎 🐔🔥Vokatra Vaovao avy ao amin' ny ARBIOCHEM Group ✅ Provende ho a...
26/02/2026

🔥🐔 𝐄𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎 𝐁𝐄
𝐏𝐑𝐎𝐕𝐀𝐍𝐃𝐘 𝐀𝐂𝐓𝐈𝐕𝐎 - 𝐅𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐎𝐅𝐎 🐔🔥

Vokatra Vaovao avy ao amin' ny ARBIOCHEM Group

✅ Provende ho an’ny akoho be nofo (Poulet de chair)
✔️ Démarrage granulés
✔️ Finition granulés
✔️ Manampy fitomboana haingana
✔️ Manatsara lanja sy kalitaon’ny nofo
📦 Kitapo 50kg
📍 Hita manomboka izao ato amin’ny Shop tsara fia Mangarano
⚡ Tongava hanatsara ny fiompinao
📞 Antsoy na andefaso message raha mila fanazavana fanampiny.

28/01/2026

Otran' ity no tena mety ,
Sady madio no tsara karakara ny akoho

Fiompiana trondro: Ny tsara ho fantatra @ fampiasana provende Skretting sy Activo feed fish 🐟🦀 🎏​Raha hampiasa ny proven...
23/01/2026

Fiompiana trondro:

Ny tsara ho fantatra @ fampiasana provende Skretting sy Activo feed fish 🐟🦀

🎏​Raha hampiasa ny provende Skretting na Activo Feed Fish ianao, dia tsy ampy ny milaza fotsiny hoe "Démarrage" na "Finition".

☑️Ny tena zava-dehibe dia ny fisafidianana ny karazana provende mifanaraka tsara amin’ny haben’ny vavan’ny trondro.

​Miankina tanteraka amin’ny lanjan’ny trondro na ny zana-trondro ny refy (taille) tokony homena azy.
Ny fahaizana misafidy izany dia misoroka ny:
▪︎ ​Fandaniam-poana: Tsy ho hanin’ny trondro ilay provende raha tsy antonona ny vavany
0 0g - 0.4g
80 0 4g - 2.5g
120 2.5g - 10g
160 10g - 25g
& feed fish 2mm 25g - 60g
& feed fish 3mm
60g - 200g
& feed fish 4.5mm
200g - 500g

▪︎ ​Fatiantoka: Manome sakafo nefa tsy mitombo ny Trondro tilapia

🛍️ Shop tsara fia Mangarano Toamasina
☎️ 038 08 115 70

📣 𝐓𝐎𝐍𝐆𝐀 𝐀𝐓𝐎 𝐒𝐇𝐎𝐏 𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀 𝐅𝐈𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐆𝐀𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐓𝐎𝐀𝐌𝐀𝐒𝐈𝐍𝐀 📣🐔 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗡𝗘 𝗔𝗖𝗧𝗜𝗩𝗢 𝗙𝗘𝗘𝗗 – 𝗣𝗥𝗢𝗩𝗘𝗡𝗗𝗘 𝗣𝗢𝗨𝗟𝗘𝗧 𝗗𝗘 𝗖𝗛𝗔𝗜𝗥 🐔✔️ Manampy fitomboana h...
22/01/2026

📣 𝐓𝐎𝐍𝐆𝐀 𝐀𝐓𝐎 𝐒𝐇𝐎𝐏 𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀 𝐅𝐈𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐆𝐀𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐓𝐎𝐀𝐌𝐀𝐒𝐈𝐍𝐀 📣

🐔 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗡𝗘 𝗔𝗖𝗧𝗜𝗩𝗢 𝗙𝗘𝗘𝗗 – 𝗣𝗥𝗢𝗩𝗘𝗡𝗗𝗘 𝗣𝗢𝗨𝗟𝗘𝗧 𝗗𝗘 𝗖𝗛𝗔𝗜𝗥 🐔

✔️ Manampy fitomboana haingana
✔️ Mahazo lanja tsara ny akoho
✔️ Kalitao azo itokisana
👉 Mety tsara ho an’izay mikendry vokatra tsara sy tombony betsaka 💪
📍 Mangarano – Toamasina
📞 Contact: 038 08 115 70 / 037 69 157 55
📘 Facebook: Shop tsara fia
🛒 Tongava fa efa misy ! Tahiry voafetra

Misokatra ho antsika  mpanjifa ny   eto Mangarano Ny Alakamisy 02 janvier 2026
01/01/2026

Misokatra ho antsika mpanjifa ny eto Mangarano
Ny Alakamisy 02 janvier 2026

25/12/2025

Address

Mangarano 2 Plle 11/47
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop tsara fia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share