Kuroiler Farm ivato

Kuroiler Farm ivato Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kuroiler Farm ivato, Pet breeder, Manakara.

MAHAVANONA EEE !!!Mbola misy vitsivitsy ato izay Mila poussin !!! 0346608551
29/05/2026

MAHAVANONA EEE !!!

Mbola misy vitsivitsy ato izay Mila poussin !!!

0346608551

Misy hatrany ny atody
22/05/2026

Misy hatrany ny atody

N.b : Tahirintsary !!!⚠️ Tsy voatery hahomby foana amin’ny zavatra rehetra atao isika…Fa ny zava-dehibe dia : 👉 tsy kivy...
12/05/2026

N.b : Tahirintsary !!!
⚠️ Tsy voatery hahomby foana amin’ny zavatra rehetra atao isika…

Fa ny zava-dehibe dia :
👉 tsy kivy, mianatra amin’ny fahadisoana, ary manohy miady hatrany! 💪🔥

Na dia misy aza ny very sy tsy nety, dia lesona hanamafy antsika izany 😔➡️🚀

Ny olona mahomby indrindra aza dia nandalo tsy fahombiazana maro vao tafarina !

👇 Alefaso ao anaty commentaires ny zavatra efa tsy nety taminao…
Ary lazao koa hoe inona no lesona noraisinao tamin’izany ❤️

🔥 Tsy irery ianao amin’ny ady atao !

💬 Mifanohana sy mifampahery isika !!!
Abonneo ny page ary manaova partage !

MIFAMPIZARA DIA MIARA MAHAY !

034 66 085 51

🤔🤔🤔🤔🐭
28/04/2026

🤔🤔🤔🤔🐭

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ivato Fianakaviana, Paola Razafintsalama, Manitra Andrianjatovo, Kapoma Erick ...
25/04/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ivato Fianakaviana, Paola Razafintsalama, Manitra Andrianjatovo, Kapoma Erick Michel, Mehmet Hanifi Ekinci, Henintsoa Rasoanaivo, Fetra Andrianirina, Njara Rahajamiarimanana, Andriamihaingo Toky Patrick, Anjalu Rasoanirina, Haingo Tiana, Jennah Jennah, Étienne Sy Saholy Rajerison, Julianno Djaïcy, Joseph Maxime, Jimmy Tolojanahary, Tense Ndimbitahina, Ionona Malala Rasoloarijaona, Francis Andry Dewa-Ramjee, Varotra Entana Isankarazany, Azara Jess, Hova Julie, Ferme Beravina, Maminiaina Hery, Tolojanahary Alpha, Rolland LR, Onintsoa Andriamihanta, Rivoarison Andriatsilavo, Rivo Andriatina, Mardiasy Rainisoa Xavier, Abou Luqman, Randy Randriamamahefa, Fafa RaRa, Prisca Rkt, Ratovonjanahary Voary, Mbola Mamy, Abrahama Fam, Pela Pelade

23/04/2026
MIFAMPIZARA DIA MIARA MAHAY 💪👍👍💥 AFATRA KELY HO ANTSIKA TANORA TOA AHY 💥👉 Misy ny olona tsy nianatra nefa lasa miliardai...
20/04/2026

MIFAMPIZARA DIA MIARA MAHAY 💪👍👍

💥 AFATRA KELY HO ANTSIKA TANORA TOA AHY 💥

👉 Misy ny olona tsy nianatra nefa lasa miliardaire ,

👉 Misy ihany koa anefa ny olona nahazo licence sy diplôme nefa mbola tsy an’asa.

🔥inona no antony 🤔??

Aza tia fandriana sy kamo , fa miezaha mamorona ny hoavinao !

💡 Tsy voatery ho any an-dakilasy ihany no lalana hahombiazana , fa ny herim-po , fahaiza-manao , fahasahiana ary fiezahana no tena mitondra fahombiazana!

🚀 Ry tanora!
Mamoròna asa ho anao , betsaka ny zavatra azo hatao , ny ahy izao resaka fiompiana sy fambolena no tiako , izany akory tsy midika hoe manaova toa ahy 😁 , satria : ny mety amiko mety tsy hoety aminao, tena maro be no azo atao

👉 Miezaha mianatra zava-baovao na dia tsy nifanaraka ny zavatra noratovinao aza ,

👉 Aza miandry vintana ihany koa , fa ary amin’ny , fa ho azy izany .

💪 Tsarovy:
Ny vola💰💰 tsy tonga ho azy, fa mila mifoha , mihetsika , ary miasa !

💪 Ndao hiara anomboka isika !!!

🔥 MIHETSEHA ANIO, MBA HAHOMBY RAHAMPITSO ! 🔥

kuroiler farm ivato : 📞 034 66 085 51

🐔✨ Ny Akoho misotro rano na be na kely ny ao ,  kingah miteny Hoe .... ????  ✨🐔ATAOVY ANATY   NY TOHINY ARY EEE 👊👊👊 fa (...
18/04/2026

🐔✨ Ny Akoho misotro rano na be na kely ny ao , kingah miteny Hoe .... ???? ✨🐔

ATAOVY ANATY NY TOHINY ARY EEE 👊👊👊 fa ( mahazo fiompiana ianao )

Na rano mitete kely ny ao anaty fitoeran-drano,
na feno be tsy lany andro aman’alina… dia

👉 Ny akoho tsy mba mifidy fa Misotro foana izy na rano efa maloto aza no ao 💧

💡 Fa ny tena tsiambaratelo ny akoho tsara karakara dia :

👉 Ny rano madio tsy tapaka
👉 Ny sakafo voalanjalanja

Ireo no antsoina hoe = Fiompiana mahomby 💰🐔

🔥 Raha te hahazo vokatra tsara ianao :
➡️ Aza atao tsinontsinona ny rano
➡️ Aza atao kisendrasendra ny fikarakarana

Satria…

Ny akoho sambatra = vola miditra tsy mitsahatra 💸

📍 Kuroiler Farm Ivato
🤝 “ Mifampizara dia miara-mahay ”

💥
💥
💥
💥
💥

😘😘😘😘Ry zalah boto ato
17/04/2026

😘😘😘😘
Ry zalah boto ato

Address

Manakara

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kuroiler Farm ivato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category