Cabinet Veterinaire Arche

Cabinet Veterinaire Arche Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cabinet Veterinaire Arche, Pet service, Ambanailalana Itaosy, Itaosy.

Hoan'izay tsy afaka manantona anay!!! 👉 Izahay dia afaka manantona anareo !! Manana fitaovana miaro ny biby tsy anaikitr...
19/08/2026

Hoan'izay tsy afaka manantona anay!!!
👉 Izahay dia afaka manantona anareo !!

Manana fitaovana miaro ny biby tsy anaikitra mandritry 'ny fitsaboana izahay 🐕🐺🐱

🐶🐱 Manao pipy eran’ny trano ny bibinao… Inona no atao ? 💧❌ Aza kapohina na saziana izy ! Mety hampitombo ny tahotra sy n...
15/08/2026

🐶🐱 Manao pipy eran’ny trano ny bibinao… Inona no atao ? 💧

❌ Aza kapohina na saziana izy ! Mety hampitombo ny tahotra sy ny rarin-tsainy izany ka vao mainka hampitombo ny olana.

✅ Ireto no azonao atao hanampiana azy :
🐾 Diovy haingana ny toerana nanaovany pipy mba tsy hiverenany amin’io toerana io indray.
🐾 Ataovy milamina ny fahazarany isan’andro (fotoanan’ny sakafo, fivoahana, fahadiovan’ny litière).
🐾 Araho maso raha misy fiovana amin’ny fitondran-tenany.
🐾 Ento any amin’ny mpitsabo biby raha tampoka no nanombohany nanao izany, na misy fanaintainana, rà, na sarotra aminy ny mikoty.

🩺 Indraindray ny pipy tsy mahazatra dia hafatra avelan’ny bibinao aminao… mety misy zavatra tiany hambara. 🐾

📍 Cabinet Vétérinaire Arche

🐶🐱 « Matahotra aho hanao vaksiny ny bibiko… » 💉« Sao dia misy fiantraikany ratsy aminy ? »« Sao dia hampahory azy ilay v...
10/08/2026

🐶🐱 « Matahotra aho hanao vaksiny ny bibiko… » 💉

« Sao dia misy fiantraikany ratsy aminy ? »
« Sao dia hampahory azy ilay vaksiny ? »

Ara-dalàna izany ahiahy izany ❤️. Rehefa tia ny bibintsika isika dia te hiaro azy amin’ny fomba tsara indrindra.

Nefa ny vaksiny dia manampy ny vatany hiaro tena amin’ireo aretina sasany izay mety ho mafy sy mampidi-doza. 🩺

💚 Aza misalasala manontany ny mpitsabo biby : ny fahalalana tsara no dingana voalohany hiarovana ny bibinao. 🐾

Ary ianao, inona no tena mampanahy anao momba ny fanaovana vaksiny ny bibinao ? 👇

📍 Cabinet Vétérinaire Arche
🩺 MAIMAIMPOANA HATRANY NY TOROHEVITRA

Hifarana indray ary ny volana ee!! Omena antsika ny fitenenana 💭💭✅Apetrao ary ny fanontanianareo fa ho valianay         ...
30/07/2026

Hifarana indray ary ny volana ee!!
Omena antsika ny fitenenana 💭💭
✅Apetrao ary ny fanontanianareo fa ho valianay

🥣 Alimentation maison ou nourriture spécialisée ? L’essentiel, c’est l’équilibre ! 🐶🐱🌿 Si vous préparez vous-même les re...
27/07/2026

🥣 Alimentation maison ou nourriture spécialisée ? L’essentiel, c’est l’équilibre ! 🐶🐱

🌿 Si vous préparez vous-même les repas, variez les ingrédients : viande, légumes, un peu de féculents… et assurez-vous que chaque ration reste complète et équilibrée.

🍖 Si vous préférez la nourriture spécialisée pour animaux (croquettes ou pâtées), choisissez des produits de bonne qualité, adaptés à l’âge, la taille et la santé de votre compagnon.

💡Peu importe le choix, tant que l’alimentation est saine, adaptée et donnée avec amour ❤️🐾

🐶🚢 Exportation de chien : anticipez les démarches !Exporter un chien ne se fait pas en quelques jours. En moyenne, la pr...
21/07/2026

🐶🚢 Exportation de chien : anticipez les démarches !

Exporter un chien ne se fait pas en quelques jours. En moyenne, la procédure prend 30 à 90 jours, selon le pays de destination 🌍

Les étapes principales incluent :

* Vaccination antirabique à jour 💉 (obligatoire)
* Identification de l’animal (puce électronique ou tatouage)
* Certificat de bonne santé établi par un vétérinaire 🩺
* Tests sérologiques antirabiques (selon le pays, seuil exigé souvent ≥ 0,5 UI/ml)
* Délivrance des documents sanitaires d’exportation 📄

⚠️ Certains pays imposent également un délai d’attente après les analyses (notamment pour l’Europe), pouvant prolonger la procédure.

👉 C’est pourquoi il est recommandé de commencer au moins 2 à 3 mois à l’avance.

🐾 Le Cabinet Vétérinaire Arche vous accompagne dans toutes les étapes de préparation et la constitution du dossier sanitaire pour votre chien.

📣 Vous avez un projet d’exportation ? Contactez-nous dès maintenant pour éviter les retards.

Eeee mifarana ity ny herinandro!!! Aza adino by mividy croquettes hoan’ny saka sy alika oo! ✅✅ Efa misy France Croquette...
16/07/2026

Eeee mifarana ity ny herinandro!!!
Aza adino by mividy croquettes hoan’ny saka sy alika oo!

✅✅ Efa misy France Croquettes sy Gosbi ao amin’ny point de vente tamatave annn

Hoan’ireo mahazatra efa tonga ihany koa
👉 Ampitatafika près arrêt bus commune
👉 Mahamasina près gerb’or
👉 Itaosy près lycée arcade

03/07/2026

🚨🚨🚨 Efa ety an- toerana izahay ooo ! 🚨🚨🚨
👉Aza tara ary oooo

🚨🚨🚨🚨Aiza indray ary ny Itaosy sy ny manodidina oooo 🚨🚨🚨
02/07/2026

🚨🚨🚨🚨Aiza indray ary ny Itaosy sy ny manodidina oooo 🚨🚨🚨

Address

Ambanailalana Itaosy
Itaosy

Telephone

+261340674547

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cabinet Veterinaire Arche posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share