Hare’s Agro Farm

Hare’s Agro Farm Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hare’s Agro Farm, Urban Farm, Faratsiho.

20/05/2026

Tonga dia Aleo mibizna kisoa lo🤣

Efa tsara fatsiarovan-tena hoe lafo Vidy kisoa fa MBA miompy lesy dia Sady Mahazo fifaliana no Mahazo vola ah🙄 no Afaka ...
20/05/2026

Efa tsara fatsiarovan-tena hoe lafo Vidy kisoa fa MBA miompy lesy dia Sady Mahazo fifaliana no Mahazo vola ah🙄 no Afaka ASA ratsy ah
NB: omeo ny anjara sahaza azy IZY😡

🚨 HALATRA KISOA: VOASAMBOTRA IZY ROALAHY 🚨




19 May 2026 - 01 ora maraina
Avaraparihy Fkt Ambohitsilaizina Cr Mananjara.

🐖 Kisoa miisa roa no nisy naka tao am-bala kisoa.
🚨 Nanao ny fikarohana ny fokonolona. Niantso ny ny Ben'ny Tanàna lefitra.

👮‍♂️ Zandary maromaro no nalefa hanampy ny fokonolona ka tsy ela dia tratra izy roalahy.

🐖 Nasitrika anaty gony ireo kisoa tsy manan-tsiny nokasain'ny tompony hatavezina saingy nokendain'izy roalahy tsy higìka ka afak'aina.

⚠️ Avy eny Ampanotokana izy roalahy no manafika kisoa hangalarina.

🚨 Naverina amin'ny tompony ireo kisoa efa maty.

⚖️ Nentin'ny zandarimaria hamonjy Toby kosa ireo voasambotra mba hatao famotorana.
👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️

Loading.....Fondation “Na mbola kely aza ny fiandohana,ny ezaka sy ny fikirizana no mitondra fahombiazana. 🐷💪Tandremo ts...
20/05/2026

Loading.....
Fondation “Na mbola kely aza ny fiandohana,
ny ezaka sy ny fikirizana no mitondra fahombiazana. 🐷💪
Tandremo tsara ny asa ataonao androany,
fa io no hanangana ny hoavinao rahampitso.”

Ry mpiompy namana 🐖🐔🔥Tadidio fa ny fiompiana tsy asa atao fotsiny… fa lalana afaka manova fiainana.Maro no mijery kisoa ...
12/05/2026

Ry mpiompy namana 🐖🐔🔥
Tadidio fa ny fiompiana tsy asa atao fotsiny… fa lalana afaka manova fiainana.
Maro no mijery kisoa na akoho ho biby tsotra, fa ny olona mahita lavitra kosa mahita business sy avenir ao anatiny.
Aza kivy raha mbola kely ny fanombohanao.
Na kisoa iray aza anananao androany, mety ho lasa élevage lehibe rahampitso raha misy discipline sy fikirizana.
Ny mpandraharaha tena izy tsy miandry fotoana tsara…
Fa manomboka amin’izay misy eo am-pelatanany. 💪
📌 Rehefa matory ny hafa, ianao mianatra alimentation.
📌 Rehefa mandany vola ny hafa, ianao mampitombo biby.
📌 Rehefa kivy ny hafa, ianao mbola manohy.
Izay no maha samy hafa ny olona te hiova sy ny olona miandry fahagagana.
Tsy mora ny élevage:
misy fatiantoka,
misy aretina,
misy fotoana tsy misy tsena…
Fa ao anatin’izany no hianarana sy hahatonga anao ho matanjaka.
🔥 Koa tohizo:
karakarao tsara ny bibinao,
mianara isan’andro,
aza menatra manontany,
ary aza mitsahatra manonofy lehibe.
Indray andro any, ilay élevage kely ataonao androany no mety hanova ny fiainan’ny fianakavianao manontolo.
🚀 “Atombohy amin’ny kely, fa eritrereto ho lehibe"
-kisoa
-akoho


-achats
-elevage
-2026

Mirary weekend mafianaritra ho anao Tompoko😊
09/05/2026

Mirary weekend mafianaritra ho anao Tompoko😊

Tsy ahy Zay avokany fa dia IZY dray vatony atao reniny ato aloha😁Kiala fotsy
06/05/2026

Tsy ahy Zay avokany fa dia IZY dray vatony atao reniny ato aloha😁
Kiala fotsy

29/04/2026

Mande daholo na fiompina na fambolena ato aminay😁
Manasa ively vary ry chéri Kely E!🤣

18/04/2026

Faly miaraba Tompoko !
Mivoka adroany reto ,Mba faly lo fa tratra lay tanjona😁
3kg500 moyen,🎊 45jour
Ary ny anareo Firy?
Lazao ao amin'ny commentaires 😁

16/04/2026

Ianao koa ve vo mifoha dia fiompina no ao andoha😁
Eny, bola tsy lavorary fa hoentinay amin'ny fitiavana sy finiavana eo IZY💖
Napeteaka fanamby ,tsy miadry Zavatra be voa anomboka☺️
Joba 8:7
"Ka na dia kely aza no niandohanao, dia ho lehibe indrindra no hiafaranao."

📋 FICHE FAMELABELARANA – POULET DE CHAIR (akoho 1)🐣 1. PRÉ-DÉMARRAGE (0 – 7 andro)Sakafo: 26 – 30 g / androRano: 50 – 70...
16/04/2026

📋 FICHE FAMELABELARANA – POULET DE CHAIR (akoho 1)
🐣 1. PRÉ-DÉMARRAGE (0 – 7 andro)
Sakafo: 26 – 30 g / andro
Rano: 50 – 70 ml / andro
Fanamarihana:
Sakafo malemy (starter fin)
Tokony ho mafana tsara (32–34°C)
🐥 2. DÉMARRAGE (8 – 21 andro)
Sakafo: 50 – 90 g / andro (miakatra tsikelikely)
Rano: 100 – 200 ml / andro
Fanamarihana:
Fitomboana haingana
Ataovy betsaka foana ny rano
🐤 3. CROISSANCE (22 – 34 andro)
Sakafo: 120 – 155 g / andro
Rano: 250 – 400 ml / andro
Fanamarihana:
Manomboka mavesatra ny akoho
Mila energie sy protéine betsaka
🐔 4. FINITION (35 – 42 andro)
Sakafo: 155 – 170 g / andro
Rano: 400 – 600 ml / andro
Fanamarihana:
Dingana fanatavy
Haingana be ny fitomboan-danja

Address

Faratsiho

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hare’s Agro Farm posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category