VET Help Antsirabe

VET Help Antsirabe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from VET Help Antsirabe, Pet service, Route Ambositra ampitan sacimem, Antsirabe.
(1)

Mirary tontolo andro tsara Fahasalamana ho antsika sy ny compagnon antsika 🥰♥️
16/01/2026

Mirary tontolo andro tsara
Fahasalamana ho antsika sy ny compagnon antsika 🥰♥️

⭕Noho ny ezaka isika dia nahazo Echo isika eto Antsirabe⭕Tsy ny gestation ihany no hilàna ny échographie fa maro be isan...
14/01/2026

⭕Noho ny ezaka isika dia nahazo Echo isika eto Antsirabe⭕

Tsy ny gestation ihany no hilàna ny échographie fa maro be isan'izay nahafahana nanao ny diagnostique !ny aretin'i Moufassa izay tsy nahatafavoaka pipy 3 andro
Sitrana soa izy ♥️♥️
Lieu: Ambalavato ampitan'ny sacimem route d'Ambositra
Contacte : 0348384473

❗Tara 10 andro izay ❗ Tsy ilay eritreretinareo ka, ilay "Hello December"  🤭 Efa nahatonga laisse maromaro isika sady maf...
10/12/2025

❗Tara 10 andro izay ❗

Tsy ilay eritreretinareo ka, ilay "Hello December" 🤭
Efa nahatonga laisse maromaro isika sady mafy tsara fa mandalova mijery mivantana 😉.
Efa manimanitra Noel tsika da mba nanaraka thème kely isika ato amin'ny VET HELP.


0348384474 Ambalavato ampitan'ny sacimem route d'Ambositra.

🔴Tena ilaina ny vitamines sy ny mineraux amin'izao andro izao 🔴‼️indrindra ny chiot ‼️⭕Aleo misoroka toa izay mitsabo⭕Am...
01/12/2025

🔴Tena ilaina ny vitamines sy ny mineraux amin'izao andro izao 🔴
‼️indrindra ny chiot ‼️
⭕Aleo misoroka toa izay mitsabo⭕

Ambalavato ampitan'ny sacimem
0348384474

Ny collier : accessoire tsotra, mahasoa ary tena ilaina !Tsy haingo fotsiny ny collier, fa fitaovana isan’andro hanomeza...
18/11/2025

Ny collier : accessoire tsotra, mahasoa ary tena ilaina !

Tsy haingo fotsiny ny collier, fa fitaovana isan’andro hanomezana fiarovana sy fahamora ho an’ny alika sy saka.
✔️ Maivana sy mahazo aina, azo ampiasaina mandritra ny tontolo andro
✔️ mety ampina medaille na plaquette famantarana
✔️ Idealy ho an’ny alika/saka milamina
✔️ Misy loko, endrika ary karazany maro samihafa 🐾✨ (misy cloche ny sasany ao 😉)

Fihetsika tsotra ho fiarovana azy… sady manampy hatsarana koa !

👉 Tongava ao amin'ny Vet-Help fa misy karazany mafatifaty be ao

Misokatra hatramin'ny 12h ny boutique androany. Ataovy ara-dàlana hatrany ny sakafon'ny bibin-tsika  androany. 😉
01/11/2025

Misokatra hatramin'ny 12h ny boutique androany. Ataovy ara-dàlana hatrany ny sakafon'ny bibin-tsika androany. 😉

⭕Congé annuel kely Dr ny alarobia 09 jolay hatramin'ny alahady 13 jolay.miverina miasa ny alatsinainy.✅Misokatra hatrany...
09/07/2025

⭕Congé annuel kely Dr ny alarobia 09 jolay hatramin'ny alahady 13 jolay.
miverina miasa ny alatsinainy.
✅Misokatra hatrany ny cabinet amin'ny vente tompoko

🔴Tonga ny arrivage oh 😉🔴➡️ Collier à partir 8000ar➡️ Collier anti-puce: 20.000ar➡️ Laisse plat : 30.000ar➡️ Laisse harna...
27/06/2025

🔴Tonga ny arrivage oh 😉🔴

➡️ Collier à partir 8000ar
➡️ Collier anti-puce: 20.000ar
➡️ Laisse plat : 30.000ar
➡️ Laisse harnais mafy tsara : pM:(coton) 30.000ar Gm: 50.000ar
➡️ Shampoing : Qualité top N4P anti-puce anti-tique : 50.000ar be dia be 🥰

Ambalavato ampitan'ny sacimem à côté service rapide
contacte: 034 83 844 74


Eeeee 🖐️🖐️🖐️Oyeee 🖐️🖐️🖐️👉 Efa tonga ny croquette sakantsika amin'ny vidiny tsy miova ❤️😃16.000ar Kg8.000ar 1/2Kg4.000ar ...
25/06/2025

Eeeee 🖐️🖐️🖐️
Oyeee 🖐️🖐️🖐️
👉 Efa tonga ny croquette sakantsika amin'ny vidiny tsy miova ❤️😃
16.000ar Kg
8.000ar 1/2Kg
4.000ar 1/4Kg

Contacte 034 83 844 74
Ambalavato ampitan ny Sacimem akaikin ny service rapide

🔴Hanatsarana hatrany ny service atolotrin'nyVet Help Antsirabe🔴 ✅mikatona izahay ny Asabotsy 14 Juin 2025 Mirary soa tom...
12/06/2025

🔴Hanatsarana hatrany ny service atolotrin'nyVet Help Antsirabe🔴

✅mikatona izahay ny Asabotsy 14 Juin 2025
Mirary soa tompoko

Address

Route Ambositra Ampitan Sacimem
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VET Help Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category