06/01/2026
TONGA INDRAY ITY FOTOANA IRAY LEHIBE ITY, HANOLORANAY ANAO FANOMEZANA GOAVANA INDRINDRA
Tadidinao ve fa isaky ny taona vaovao, ny Malagasy Mandroso sy ny Tranombarotra LIDA dia mikarakara BĂNANE lehibe ho anao mpanaraka ny Pejinay? Fa ho doblenay izy androany ho fisaorana anareo mpankafy hatrany ny fiaraha-dalana aminay eto
1ïžâŁFampiofanana miompana amin'ny adigasy fitsaboana ny biby fiompy, fikarakarana ara-pahasalamana, fanampin-tsakafo ary ireo zava-maniry tena ilaina eo amin'ny famokarana.
đALAKAMISY 8 JANOARY 2026 NO FOTOANANTSIKA
2ïžâŁ Tsiambaratelo fambolena voly mifandimby anaty toerana kely monja dia mahavelona, ary ny paikady fambolena ho an'ny mponina andrenivohitra, tsy misy toerana malalaka, kanefa te hamboly tsy tapaka
đZOMA 9 JANOARY 2026 NO FOTOANA
3ïžâŁAhoana ny toe-tsaina sy fomba ary paikady mila hananana raha te hanangana ferme na tetikasa lehibe ao aoriana kely?
đSABOTSY 10 JANOARY NO FOTOANA
4ïžâŁ Hanolotra AKOHO KUROILER iray lehibe izahay, ka amin'io fotoana io dia homenay ny iray aminareo izay tsara vintana ny akohođ
:
- Ho solona vatomamy ho anareo namana
- Ho fifampiarahabana taombaovao e
- Ary indrindra, hanombohantsika fahombiazana ho an'ny taona vaovao 2026
MAIMAIMPOANA TANTERAKA NO HANOMEZANAY ANAO IRETO LOHAHEVITRA LAFO VIDY IRETO
-----------------------------------
FA AHOANA NO HISITRAHANAO IZANY?
1. Nataonay ho an'ireo liana amin'ny tetikasa vohizinay ireto fanomezana sarobidy aminay ireto
2. Hasainay ianao hizara ity publication ity mba ho fanampiana ireo namana maro mila fandrosoana fa mpisehatra maro no te hahita ity tompoko
3. Tsy misy fisoratana anarana, fa ireo mpanaraka ny Pejy (Manindry ny Suivre) + mizara ity publication ity alohan'ny Alarobia 7 Janoary, no ho tafiditra amin'ity lisitra ity, mba ho fiaraha-mientana
đ Toerana: Tranombarotra LIDA Anosibe, amin'ny 08:30 maraina ny fidirana
ARAHO NY PEJY ĂRY RAHA MBOLA VAOVAO IANAO, DIA ZARAZARAO RAHA HANAO FIAINGĂNA VAOVAO IANAO HIARAKA AMINAY
MPIKARAKARA SY MPANOLOTRA:
_ Malagasy Mandroso
_ LIDA Anosibe
_ DEFI Malagasy Mandroso