Dressage pour chien

Dressage pour chien Dressage pour chien à domicile (Pet House)

Cette page est faite pour montrer les activités de dressage de Pet House

034 27 963 05

Izay manana an'ireto alika ireto dia mahafantatra tsara fa be sangy sy be lalao ireto alika ireto 🙂.Efa izay mihitsy ny ...
12/08/2026

Izay manana an'ireto alika ireto dia mahafantatra tsara fa be sangy sy be lalao ireto alika ireto 🙂.

Efa izay mihitsy ny toetoetran'ilay alika kanefa azo amboarina tsara mihitsy izy mba ahalala fomba 🙂.

Ny itovizan'ny alika rehetra matetika dia ny fanaovana maloto erakin'ny trano, ny mihinakim-poana, ny miakatra eny ambony canapé, ny tsy mihaino mihitsy, ny tsy mahay mandeha amin'ny laisse, mivoaka ny vavahady tampoka.....etc

Mbola afaka harenina ireo amin'ny alalan'ny dressage. 2 places sisa no disponible indray amin'izao amin'ny dressage ato aminay tompoko.

034 27 963 05

Inona daholo mety toetoetran'ny husky anareo?Anisan'ny toetran'ny Husky an'ireo client efa nandalo tato aminay izao:Ilay...
06/07/2026

Inona daholo mety toetoetran'ny husky anareo?

Anisan'ny toetran'ny Husky an'ireo client efa nandalo tato aminay izao:

Ilay mitsambikimbikina any aminao izy rehefa tonga ianao nefa ny tongotra maloto be 🙈

Dia ny iray koa dia tolotolominy mihitsy ny vahiny rehefa tonga ao an-trano dia matahotra 🤣

Misy mandripaka ny akohon'ny voisin 🤣

Tena misy karazany izy ato..... fa azo esorina tsara daholo ireo.

034 27 963 05

02/07/2026

Inona no tena antony manosika anao hampanao dressage?

Tianao ahay baiko fotsiny ve sa misy fahazaran-dratsy tianao hialana?

Tsy mihaino ve? mihinakinam-poana?Sarotra be rehefa hoentina amin'ny laisse? miakatra eny amin'ny canapé, manao maloto erakin'ny trano, mivoaka ny vavahady raha vao misokatra, mihinana akoho an'olona,mitsambikimbikina raha vao mahita olona, tsy mazoto mipetraka irery....🙂

N'inona n'inona antony dia ny Dressage dia manampy amin’ny fifampitokisana, fizarana fitiavana, ary fifankazahoana eo aminao sy ny alikanao 🙂.

Raha mahaliana anao ny resaka dressage dia afaka miresaka aminay avy hatrany.

034 27 963 05

Dressage pour chien à domicile (Pet House)

Cette page est faite pour montrer les activités de dressage de Pet House

034 27 963 05

Tena azo resahana tsara mihitsy ry zareo rehefa alohan'ny handeha 🙂. Fa misy fanazarana ratsy tsy azo atao koa anefa 🙂.I...
26/06/2026

Tena azo resahana tsara mihitsy ry zareo rehefa alohan'ny handeha 🙂. Fa misy fanazarana ratsy tsy azo atao koa anefa 🙂.

Indrindra fa ho an'ireo alika manao anxiété de séparation dia tena misy fihetsika maromaro tsy azo atao 🙂.

Hafa indray ity 🤣
16/06/2026

Hafa indray ity 🤣

Une laisse n'est pas qu'un accessoire. 😍C'est ce lien qui vous permet de partager chaque promenade en toute sécurité, av...
11/06/2026

Une laisse n'est pas qu'un accessoire. 😍

C'est ce lien qui vous permet de partager chaque promenade en toute sécurité, avec confiance et sérénité. 🙂

1. solide
2.confortable en main
3.Adapté au promenade quotidien

Longeur: 120cm, 200cm

11/06/2026

Parce que la sécurité de votre chien mérite ce qu’il y a de mieux.😍

Muselière en cuir 40MM – PM

Confortable et conçue pour offrir un meilleur contrôle tout en respectant le bien-être de votre compagnon.

40 mm (4 cm) : Il s'agit de la longueur du museau (la distance entre le bout de la truffe et la ligne située juste sous les yeux).

Pour les chiens de petite taille.

Photo réelle en message privé 🙂

25 000 ar

034 27 963 05

Dressage pour chien à domicile (Pet House)

Cette page est faite pour montrer les activités de dressage de Pet House

034 27 963 05

Tena be fitiavana izy...😍 tsy misy mahasakana ary mitia tsy misy fepetra...
10/06/2026

Tena be fitiavana izy...😍 tsy misy mahasakana ary mitia tsy misy fepetra...

Ohatran'ireny hoe tena hendry erii ty paoziny 🤣🤣Inona koa ny ditrany tôtô anareo tsy laitra 🙂
22/05/2026

Ohatran'ireny hoe tena hendry erii ty paoziny 🤣🤣

Inona koa ny ditrany tôtô anareo tsy laitra 🙂

Nanao mission tany Fort Dauphin tany amin'ny 2023 tany ho any 🙂🙂. Dia rehefa nisy fotoana nalalaka dia hoe andao mba and...
20/05/2026

Nanao mission tany Fort Dauphin tany amin'ny 2023 tany ho any 🙂🙂. Dia rehefa nisy fotoana nalalaka dia hoe andao mba andeha any amin'ny Domaine de la Cascade hitsangatsangana 😉.

Tonga tao izahay dia nisy an'ity alika ity tsy niala teo aminay mihitsy 😍😍 tena mamy anie izany e... an'ilay tompon'ny toerana angamba satria misy collier izy.

Rehefa nandeha hoe hamita an'ilay circuit amin'izay izahay dia izy no nialoha lalana anay nandrapahavita ny circuit 😉😉... tena hoe hafa mihitsy ilay sensation mahita azy miaraka aminao 🙂.

Tena nampalahelo kely moa ny fisarahana nody fa dia hoe tsy maintsy nandeha 🙂.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dressage pour chien posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category