30/05/2026
Tena maro ilay hafatra miafina ao dia manesy azy izahay tompoko fa tsy maintsy voavaly ianareo. Hialana tsiny amin'ny fahatarana ny famaliana. Afaka tonga dia miantso avy hatrany ihany koa. 034 27 963 05
Tianay ho tsindriana eto fa efa tena kely sisa ilay frontline ka sao misy tsy ahazo.
Hizara ny quantité sisa disponible izahay 😉
Frontline combo chat : 6 pièces (48 000 ar/ pipette)
Frontline combo chien 2 à 10 kg: 2 pièces (49 000 ar/ pipette)
Frontline 10 à 20kg: 1 pièce (47 000 ar/ pipette)
Frontline 20 à 40kg: 1 pièce (52 000 ar/ pipette)