GasyKiala

GasyKiala Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from GasyKiala, Avaradoha, Antananarivo.

💕💕💕💕Waooh💞💞💞
10/06/2025

💕💕💕💕Waooh💞💞💞

E❗👉 Miongotra vé n'y volonao sa tsy maniry sa mora rava Rehefa atao brushing sa tsy mandray menaka sa tsy mivoaka n'y bo...
04/06/2025

E❗👉 Miongotra vé n'y volonao sa tsy maniry sa mora rava Rehefa atao brushing sa tsy mandray menaka sa tsy mivoaka n'y boucle anao no mora rava sa vakyvaky sa manify,sns?
👉Enao vé mañana tarehy mangana simba n'y produits sa Misy panda efa ela tsy afaka, sa bé mony sa tâche sa te ho fotsy?
👊7000ar manao botox naturel volo fohy finition steam pod avec soin thermo protecteur (mangiranabe Sady matezabe )
👊10000ar manao dressage de boucle sy soin curly
👊10000ar manao botox naturel volo lava avec finition steam pod et serum thermo protecteur (mangiranabe Sady matezabe)
👊15000ar manao soin de visage complet naturel (gommage,masque, sns)
👊7000ar n'y vernis permanent+posé faux ongles
👊3000ar épilation sourcils
🥰Amizao ouverture officielle institut de beauté naturelle GASYKIALA eto avaradoha izaho dia manao promotion zahay koa aza misalasala manantona anay fa handray anao ampitiavana sy vonona hikarakara anao izahay Ary hamaha Zay problème n'y volonao sy tarehinao💅
❤️N'y mampiavaka anay dia izahay tsy mampiasa produit chimique mihitsy fa produit 100% naturel avokoa Ary manao diagnostic maimainpoana Zay problème volonao sy n'y tarehinao Ary mitsabo azy mifanaraka amizay ety olana,n'y ato aminay koa dia SATISFAIT OU REMBOURSÉ an.

Faly miarahaba atsika rehetra izahay equipe ato amin'ny Institut de beauté GasyKiala.Izahay dia salon mikarakara volo sy...
02/06/2025

Faly miarahaba atsika rehetra izahay equipe ato amin'ny Institut de beauté GasyKiala.
Izahay dia salon mikarakara volo sy tarehy Ary onglerie sy épilation amin'ny vokatra100% natoraly vita Malagasy.
Eto avaradoha akaiky plaque institut pasteur no Misy anay

Address

Avaradoha
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GasyKiala posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share