Cabinet vétérinaire Sedera Alfa

Cabinet vétérinaire Sedera Alfa Fitsaboana sy fampiroboroaboana ny fiompiana

Huile de saumon
17/03/2026

Huile de saumon

13/03/2026

Misy saka 5mois vavy
Tricolore.Omeko mamaimpoana ..
Jp fotsiny dia hasao ny namanao
@ lundi am9ora alina ny fisarihana

23/02/2026

Mirary herinandro feno fahombiazana ho atsika rehetra

Tapa-bolana dia efa tokony manome odikakana isikaMampiakatra ny hery fiarovanaMampatanjaka azyMampitombo azy
22/02/2026

Tapa-bolana dia efa tokony manome odikakana isika
Mampiakatra ny hery fiarovana
Mampatanjaka azy
Mampitombo azy

Tapa-bolana anie ny alikakely dia afaka mihinana odikakana e!!!Mampiakatra ny hery fiarovany izanyMahatonga azy ho salam...
22/02/2026

Tapa-bolana anie ny alikakely dia afaka mihinana odikakana e!!!
Mampiakatra ny hery fiarovany izany
Mahatonga azy ho salama hatrany
Mampahatanjaka azy

Fantatrao ve hoe inona daholo ny tokony hatao amin’ny sakakelyTantarao hoe…😍
22/02/2026

Fantatrao ve hoe inona daholo ny tokony hatao amin’ny sakakely
Tantarao hoe…😍

Fantatrao ve hoe inona avy no tokony hatao amin’ny sakakely😍😍😍🥰🥰
22/02/2026

Fantatrao ve hoe inona avy no tokony hatao amin’ny sakakely😍😍😍🥰🥰

Rehefa fotoana fahavaratra dia mirongatra ny aretina maro amin’ny biby (alika, saka, omby)-fivalànana -areti-koditraMana...
26/01/2026

Rehefa fotoana fahavaratra dia mirongatra ny aretina maro amin’ny biby (alika, saka, omby)

-fivalànana

-areti-koditra

Manantona mpitsabo akaiky anao indrindra mba hisorohana amin’ny fahafatesan’izy ireny

08/12/2025

Mirary volana faran’ny taona feno fandresàa🥰🥰🥂

29/11/2025

Vaksiny ho an’ny akoho amam-borona
Pesta sy barika 600ar

28/11/2025

Vaksiny maimaimpoana
Miaro amin’ny haromontana

Eo Nanisana MPE

Ampitan’ny abassade de Chine
Rahampitso sabotsy 29 novembre an

Address

Ankaditany, Ampitatafika Et Antanimenakely
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cabinet vétérinaire Sedera Alfa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category