Dog City

Dog City Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dog City, Pet service, Antananarivo.

Zara sary kely,tsiaro tamin'ny préparation Mada Dog Show 2026 teo,sarin'izy mianaka itySun du Sol Invictus sy A-Pink Lad...
13/07/2026

Zara sary kely,tsiaro tamin'ny préparation Mada Dog Show 2026 teo,sarin'izy mianaka ity
Sun du Sol Invictus sy A-Pink Lady of la meute d'Alasora

Mirongatra ny hala-jaza fa araho maso tsara ny ankizy ry namana isany fa raharaha izy ity📢
02/07/2026

Mirongatra ny hala-jaza fa araho maso tsara ny ankizy ry namana isany fa raharaha izy ity📢

Tsy misy makamaka sary irery izany eo fa miaraka😂🫶
11/06/2026

Tsy misy makamaka sary irery izany eo fa miaraka😂🫶

Sarotra alaina sary fa azo alaina ihany raha mifanaraka😊🔥🐕‍🦺
24/05/2026

Sarotra alaina sary fa azo alaina ihany raha mifanaraka😊🔥🐕‍🦺

📸Fintina sy sary nandritra ny  fandraisanay anjara voalohany t@ Mada Dog Show🔥(2026)❤️ A-pink Lady of La Meute d'Alasora...
19/05/2026

📸Fintina sy sary nandritra ny fandraisanay anjara voalohany t@ Mada Dog Show🔥(2026)

❤️ A-pink Lady of La Meute d'Alasora :
👉samedi 16/05/26 ( Championat National )
🥇Meilleur femelle de la race Berger Allemand , classe intermédiaire.
🖊️ R-CACS / Qualificatif excellent.
👉Dimanche 17/05/26 ( Championat Internationale )
🥈 Meilleur deuxième femelle de la race Berger Allemand , classe intermédiaire .
🖊️ R-CACIB / Qualificatif excellent.

♥️ Belle Vanille
👉 Dimanche : meilleur deuxième femelle coton de Tuléar, classe jeune.

Eny tompoko,Team La Meute d'Alasora izahayAlefa🔥
12/05/2026

Eny tompoko,Team La Meute d'Alasora izahay
Alefa🔥

Sary vitsitsivy fanomanana farany alohan'ny MDS 2026 Mankasitraka feno ny Nine K9 Madagascar nikarakara🤝 Mankasitraka ny...
11/05/2026

Sary vitsitsivy fanomanana farany alohan'ny MDS 2026
Mankasitraka feno ny Nine K9 Madagascar nikarakara🤝 Mankasitraka ny mpaka sary koa♥️
Mahafinaritra e🙏

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dog City posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category