Akohobe

Website

Akohobe Élevage de poules de race géante

Ito sary miaraka amin'ny brahma fauve herminé bleu ato aminay ito no entinay miarahaba antsika rehetra tratry ny Krismas...
25/12/2024

Ito sary miaraka amin'ny brahma fauve herminé bleu ato aminay ito no entinay miarahaba antsika rehetra tratry ny Krismasy 😘

Ankoatran'ireo izay efa naka ny 🎁 de Noël any omaly dia anisan'ny mbola tsy naharay ny azy i :
- Nambinina Felana
- Voninkazo Rasoanirina
- Max Rakout
- Joe Romule Ravolarison

Rahoviana ny daty tianareo hanaterana ny anareo ? Azo atao koa hoe miandry azy ireo lehibebe amin'ny volana ambony vao alaina a 🤩

Mbola misy Wyandotte doré 2 jours vitsivitsy ato. Ary mbola mahazo fanomezana avokoa ireo manao commande androany toa an'i Rantoanina Harena

Mamerina ny fisaorana anareo rehetra. Mahavanona daholo an !

Misaotra anareo manaraka ny pejin'ny Akohobe ❤️❤️Indro misy tolotra mandalo 💥 ho an'ny alarobia 4 desambra sy alakamisy ...
03/12/2024

Misaotra anareo manaraka ny pejin'ny Akohobe ❤️❤️

Indro misy tolotra mandalo 💥 ho an'ny alarobia 4 desambra sy alakamisy 5 desambra. Ireo izay hividy amin'ireo Wyandotte doré kely 🐣 vao foy omaly hita anaty video ao amin'ny commentaire no hisitraka azy. Afaka 3 herinandro monja izy ireo dia efa toy ny hitantsika amin'ny sary 🤩.

Manomana cadeau de Noël ihany koa izahay ho an'ireo izay efa nividy akoho kely na lehibe tato aminay 🙏 sy ho an'ireo izay mbola hividy (🎁oeuf surprise na poussin Wyandotte, Sussex pattes blanches, sns🎁).

Hitantsika amin'ny sary ny fivoaran'ny poussin Sussex. Mahafinaritra o ?

Contact : mp na 038 14 798 04

Faly miarahaba antsika mpankafy race de poule géante😊Offre de lancement 🥳 🎊, tolotra tokana ato amin'ny Akohobe :- Pouss...
30/11/2024

Faly miarahaba antsika mpankafy race de poule géante😊
Offre de lancement 🥳 🎊, tolotra tokana ato amin'ny Akohobe :
- Poussin Wyandotte doré 2 jours (75 000 Ar)😳😲
- Poussin Wyandotte doré 20 jours (100 000 Ar)😍
- Poussin Wyandotte doré 1 mois (150 000 Ar) + 1 œuf surprise
- Poule Wyandotte doré nanatody vao tamin'ity taona ity (500 000 Ar)
- Coq Wyandotte doré latsaky ny heritaona efa manaraka tsara (700 000 Ar)
- Couple Wyandotte doré (1 100 000 Ar) 🎁🎉

Contact : mp ou 038 14 798 04

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akohobe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category