HENRI VY

HENRI VY "Ianao afa-po no tanjonay"

05/06/2026

Miarahaba tompoko!
Amin'izao ankatoky ny fetim-pirenena izao dia manolotra fihenam-bidy ho anao izahay raha handoko fiara na moto ianao.

11/04/2026

"Mijere Ahy, dia ho voavonjy ianareo, ry vazan-tany rehetra! Fa Izaho no Andriamanitra, ka tsy misy hafa."
Isaia 45 : 22

10/04/2026

"Amboary ny lalana, ka zarao ho telo toko ny taninao, izay omen'i Jehovah Andriamanitrao holovanao, mba handosiran'ny mahafaty olona rehetra ao."
Deoteronomia 19 : 3

06/01/2026
"Mampahatanjaka ny reraka Izy, ary izay kely hery dia omeny hery be."Isaia 40 : 29
31/12/2025

"Mampahatanjaka ny reraka Izy, ary izay kely hery dia omeny hery be."
Isaia 40 : 29

29/12/2025

"Jehovah no anjarako, hoy ny fanahiko, ka dia hanantena Azy aho."
Fitomaniana 3 : 24
🔹Anjarako Jehovah hoy ny fanahiko
🔸Fanantenana ho ahy Jehovah

👉 "Na dia levona aza ny nofoko sy ny foko, dia mbola vatolampin'ny foko sy anjarako mandrakizay Andriamanitra."
Salamo 73 : 26

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261340793646

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HENRI VY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share