07/09/2025
Tamatave❤️
🇲🇬 Ity indray ary ny fotoanantsika mpankafy alika manaraka.
🐺DOG BREEDER SHOW🐺
Izay ho tontosaina any Toamasina ny Sabotsy 08 Novambra 2025 ao amin’ny "Chez Christian"
Amin’ny maha hetsika ho an’ny mpiompy alika azy dia hisy trano eva fampirantiana karazana alika maro amin’io, hisy ihany koa fampirantiana sy fampisehoana ataon’ireo mpisehatra sy matihanina amin’ny resaka alika maro.
🔹️Ny "Évaluation" hidirana amin’ny Livre Annexe an’ny LOMAD (LALOMAD) dia hisokatra ho an’ny Berger Allemand, Malinois, Cane Corso, Doberman, Rottweiler, Amstaff, Husky de siberie, Samoyède ary Coton de Tulear.
💰Ny saran’ny "evaluation" ho an’ny alika iray dia:
- 50.000ar monja ny 15 Septambra hatramin’ny 30 Septambra 2025.
- 60.000ar ny 01 Oktobra hatramin’ny 31 Oktobra 2025.
📌Ny taona farany ambany ho an’ny "Evaluation" dia ireto manaraka ireto:
- Coton de tulear sy Amstaff: 6mois
- Husky ary Samoyede: 9mois
- Berger Allemand, Malinois, Cane Corso, Doberman ary Rottweiler: 12mois
📅Ny Alatsinainy 15 Septambra no hisokatra ny fisoratana anarana ahafahanareo miomana.
👇Ho an’ireo mpiompy na mpisehatra amin’ny tontolon’ny Alika maniry hanofa trano heva dia manasa anareo handefa MP amin’ny pejin’ny ACYM na handefa e-mail mivantana amin’ny [email protected] na koa hiantso mivantana ny 0388643066.
🇫🇷 Amoureux des chiens, voici votre rendez-vous incontournable !
🐺 DOG BREEDER SHOW 🐺
Se tiendra à Toamasina, le samedi 08 novembre 2025, au « Chez Christian ».
En tant qu’évènement dédié aux éleveurs de chiens, il y aura :
Des stands d’exposition de différentes races de chiens.
Des présentations et démonstrations réalisées par des professionnels et passionnés du monde canin.
🔹 Évaluation pour l’inscription au Livre Annexe de la LOMAD (LALOMAD)
Ouverte aux races suivantes : Berger Allemand, Malinois, Cane Corso, Doberman, Rottweiler, Amstaff, Husky de Sibérie, Samoyède et Coton de Tuléar.
💰 Tarifs de l’évaluation par chien :
50 000 Ar du 15 au 30 septembre 2025
60 000 Ar du 1er au 31 octobre 2025
📌 Âge minimum requis pour l’évaluation :
Coton de Tuléar et Amstaff : 6 mois
Husky, Samoyède : 9 mois
Berger Allemand, Malinois, Cane Corso, Doberman, Rottweiler : 12 mois
📅 Ouverture des inscriptions : lundi 15 septembre 2025
👉 Pour les éleveurs ou acteurs du monde canin souhaitant louer un stand, veuillez envoyer un MP sur la page de l’ACYM ou écrire directement par e-mail à : [email protected] ou appeler au 0388643066.