Akoho Luxe Farm

Call

Akoho Luxe Farm Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Akoho Luxe Farm, Pet breeder, Lot IVK 95 Ankadifotsy/Antananarivo, Antananarivo.

Ny Akoho Luxe Farm dia miompana amin’ny fiompiana akoho haingon-tanana sy akoho mpanatody, voafantina tsara noho ny hatsarany, ny faharetany ary ny fahaizany manatody tsara toy ny : Australorp, Wyandotte, Sussex ary Brahma,

Coucouuuu !!! Aiza daholo isika ato oo 👋👋👋Aza misalasala manantona anay raha mitady poule d’ornement ianao ! 🐓🐓🐓🐓: «Jere...
07/08/2026

Coucouuuu !!! Aiza daholo isika ato oo 👋👋👋

Aza misalasala manantona anay raha mitady poule d’ornement ianao ! 🐓🐓🐓

🐓: «Jereo fa manjakely daholo izahay 🫶🏽🫶🏽»

roa sisa ny sussex patte Blanche 20jours mp izay liana0340393736
29/06/2026

roa sisa ny sussex patte Blanche 20jours mp izay liana
0340393736

29/06/2026
misy poussin wyandotte argenté 8jours dia misy 2mois mahery mp izay liana,0340393736
18/06/2026

misy poussin wyandotte argenté 8jours dia misy 2mois mahery mp izay liana,0340393736

🙏🏽🥹Mankasitraka an’Andriamanitra lehibe izahay noho ny amin’ny fahasoavany ! ❤️Ny ekipan’ny Akoho Luxe Farm dia maneho  ...
31/05/2026

🙏🏽🥹Mankasitraka an’Andriamanitra lehibe izahay noho ny amin’ny fahasoavany !

❤️Ny ekipan’ny Akoho Luxe Farm dia maneho fisaorana betsaka anareo rehetra izay nitsidika ny stand 86 ary ireo izay nanjifa ihany koa !

🤗 Tsy hainay ny tsy hisaotra an’ireo tompon’andraikitra sy mpikarakara rehetra ao amin’ny Malagasy Professionnels de l’Elevage - MPE tamin’ny nahatanterahan’ny FEPA andiany faha-18 ❣️❣️❣️

Vonona hanolotra ny tsara hatrany izahay ho amin’ny fampandrosoana ny fiompiana eto Madagasikara 🇲🇬

Ministère de l'Elevage

31/05/2026
29/05/2026

Address

Lot IVK 95 Ankadifotsy/Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261340393736

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akoho Luxe Farm posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category