Volo curly

Volo curly ♥️Dressage Curly
👉Prestation à domicile seulement
❤️Ventes Accessoires Curly
☎️ 0345139160

ARRIVAGE Brosse🥰🎉Prix :15.000 Ar 😍Couleur : violet ihany Tena tsara be hoa ity brosse ity- Tsy mampisy frisottis - Manom...
07/08/2026

ARRIVAGE Brosse🥰🎉
Prix :15.000 Ar 😍
Couleur : violet ihany
Tena tsara be hoa ity brosse ity
- Tsy mampisy frisottis
- Manome volume
-Mamoka ny boucles naturel ....

Contact 0345139160
Livraison partout à Madagascar

01/08/2026

Iza avy ny nanapaka volo androany❤️🤣??

Iza no te mba anandrana ity brosse ity🥰?Tsy iresaka be ny momba an'ity brosse ity intsony ngamba zah ,fa tena TOP😍Mp si ...
30/07/2026

Iza no te mba anandrana ity brosse ity🥰?
Tsy iresaka be ny momba an'ity brosse ity intsony ngamba zah ,fa tena TOP😍

Mp si intéressé
Contact : 0345139160

❗Promo 10.000Ar❗   Bonnet satin double face 💓🥰 + scrunchie ❤️   Contact 0345139160
10/06/2026

❗Promo 10.000Ar❗
Bonnet satin double face 💓🥰 + scrunchie ❤️
Contact 0345139160

Promotions be ho an'ireo mpanao produit cosmétique 🎉🎉Promotions conservateur fa haka entana❤️Sorbate de potassium sy Ben...
08/06/2026

Promotions be ho an'ireo mpanao produit cosmétique 🎉🎉
Promotions conservateur fa haka entana❤️
Sorbate de potassium sy Benzoate de sodium, misy gomme de xanthane kely ihany koa ato.
Mp pour plus d'info❤️,tena mora

👉Ny vahoaka Afar dia malaza @ resaka volo ohatran'ny Curly otran'izao, fa " Dayta" kosa ny fiantsoan'izy ireo io coiffur...
25/04/2026

👉Ny vahoaka Afar dia malaza @ resaka volo ohatran'ny Curly otran'izao, fa " Dayta" kosa ny fiantsoan'izy ireo io coiffure io.
Ny lehilahy ihany moa ny an'zareo ny manao volo ohatran'izao mba isarihana vehivavy 😅 ,ary dia lehilahy ihany koa ny coiffeur an'zareo.
Ity volo ity moa dia amboarina @ alalan'ny bâtonnets sy beurre ❤️ (méthode bâtonnets izany)
Izareo ihany ny manambotra ny produit any , sady hydraté tsara no maharitra andro maromaro vao rava ny boucles😅
Ny vahoaka Afar dia monina any @ corne any Afrique ( Ethiopie)
Tena mahay zareo e ❤️ ? Ahoana ny fahitanareo azy 😅 ?

05/04/2026

Joyeuses Pâques ny mpanaraka rehetra🥰❤️

Merci beaucoup anareo nandray anjara t@ promo atsika🥰 ,na ireo izay efa nanjifa hatr@izay🥰 na ireo mpanaraka fotsiny❤️💗
04/04/2026

Merci beaucoup anareo nandray anjara t@ promo atsika🥰 ,na ireo izay efa nanjifa hatr@izay🥰 na ireo mpanaraka fotsiny❤️💗

Manao destockage indray izahay fa haka entana vaovao🥰♥️,ao @ commentaires no alefako💓Pas plus de 12.000Ariary🥱Izay 1er J...
02/04/2026

Manao destockage indray izahay fa haka entana vaovao🥰♥️,ao @ commentaires no alefako💓
Pas plus de 12.000Ariary🥱
Izay 1er JP ♥️
Capturer-na dia alefa mp + contact sy lieu de livraison

Tsy io pack Curly io a😁

🎉1.000Ar🎉Pack curly mamy kely😍♥️-Brumisateur 300ml-Brosse Bounce Curl GM-Brosse massante- Scrunchie -Pince crocodile -Pi...
01/04/2026

🎉1.000Ar🎉
Pack curly mamy kely😍♥️
-Brumisateur 300ml
-Brosse Bounce Curl GM
-Brosse massante
- Scrunchie
-Pince crocodile
-Pince fleur

Aiza intsony ny ahita😍
Mp si intéressée ♥️
‼️Dispo sur livraison uniquement 😀
Frais de livraison : 30.000Ar 🥰❤️🤣
✔️ VENDU 🙏, miverina prix normal fa tsy 30.000Ar intsony ❤️
Contact :0345139160

Address

Antananarivo

Telephone

+261345139160

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Volo curly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share